raha lany Herizo Razafimahaleo

1. xxx ( 01/12/2006 22:58)
Dia lasa lebota mitaingin-tseza.:°)
répondu par MTN le 10/12/2006 01:27
2. xxx ( 01/12/2006 22:58)
Dia raha tsy lany Ratsirahonana dia lasa:
ilay mahia miankin-drindrina
3. MTN ( 01/12/2006 23:04)
:-D:-D:-D
4. kiali ( 02/12/2006 01:14)
de raha lany zah de lasa le oe kialibota nahazo seza! :-D:-D:-D
5. tslem ( 02/12/2006 08:18)
ra zah ndry no lany eo d "ento tslem ty firenena ty" :-D:-D:-D
6. pissoa ( 02/12/2006 09:43)
:-D:-D:-D:-D:-D
7. diamondra27 ( 02/12/2006 10:04)
xxx:ary iza no ho: vodi-tsobika aza mana-tandrify?;-)
8. Imahaka ( 02/12/2006 10:41)
tslem:

ra zah ndry no lany eo d "ento tslem ty firenena ty" :-D:-D:-D



io marina ilay izy kay ;-)
9. Imahaka ( 02/12/2006 10:41)
diamondra27:

xxx:ary iza no ho: vodi-tsobika aza mana-tandrify?;-)



Rajakoba :P
10. Fiffi ( 02/12/2006 11:01)
raha zah indray no lany eo an ! heu......:-D:-D:-D:-D
11. sonwin ( 02/12/2006 12:22)
Lebota sy Ratsirahonana tafaraka tonga dia i Asterix sy Obelix
12. xxx ( 02/12/2006 17:59)
raha lany ra8 dia hoe "kely fa dadany"
13. pissoa ( 02/12/2006 18:20)
kely mahay ..
14. sonwin ( 02/12/2006 18:21)
kely miketrika
15. MTN ( 02/12/2006 20:18)
kely fa be detanty
16. lapino ( 04/12/2006 10:01)
Imahaka:

Rajakoba :P

:-D:-D:-D:-D:-D
17. aigredoux ( 04/12/2006 13:05)
Ra zah no lany eo de tsy hisy tsony ny ronono an-tavy 8)
18. kala ( 04/12/2006 13:21)
ra zà ndray no lany prézidà zany dia hanao passation de pouvoir amin'i ....:-$

:-@:-@:-@:-@

raha lany aloha Herizo Razafimahaleo dia mety ho ireto ny ao @ governemanta

Piraiminisitra : Dadah, tarika mahaleo
Minisitry ny vola :
19. xxx ( 04/12/2006 21:10)
raha lany pety dia manjetsss daholo ny vahoaka malagasy
20. ratonga ( 09/12/2006 00:44)
ra i pety no lany dé i prout no praiminisitra:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2989