Atao inona ireo observateur na mpanara-maso?
1. lechiffre
(
01/12/2006 21:00)
Raha ny fandihihako ny fifidianana indrindra taorian'ny repoblika voalohany dia HALA-BATO tsy roa amantany foana no niseho !
teo ohatra ingahy RATSIRAKA lany efa ho 90% in2 nisesy t@ taona 75 sy 82 .
Tonga ny olana t@ taona 1991 niongana ingahy RATSIRAKA .
Niverina indray t@ taona 1998 raha tadiditsika dia tery dia tery ny écart entre ZAFY sy RATSIRAKA t@ io 51% sy 49% .
Dia nisy indray ny olana 2002 ! niaraha-nahalala tsy iverenana intsony.
Izao indray efa hita fa nomen'i ra8 4*4 ny HCC ahalàny azy .ka mampanontany tena ihany hoe inona no ilàna observateur na mpanara-maso refa hita izao fa hangalatra ny mpitondra

répondu par vancleef le 02/12/2006 11:34
2. Fiffi
(
01/12/2006 21:25)
hangalatra inona aloha ? de hanontanio an'ireo observateur aza hoe atao inona ianareo eh !
Ary efa J-2 ve de mbola resaka 4x4 hiany no hatao eh ?

3. ainga
(
01/12/2006 22:10)
Aza disoina ny tantara : Tsy taorian'ny repoblika voalohany ihany nno nisy hala-bato fa iny Tsiranana iny ilay lany t@ 99%. Aza adinoina koa izany ! Misy tanàna marobe nifidy azy ho 102%, na ny maty aza tsy nanadino nifidy azy fa toa hoe mamimbahoaka hono izy.
Tamin'ny janvier 1972 dia lany tamin'ny salan'isa 90% i Tsiranana, kanjo volana vitsivitsy taty aoriana dia naongan'ny vahoaka ! K'aza disoina hoe tsy nisy halabato tamin'ny androny !:twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted:

5. lemenakely
(
01/12/2006 23:46)
misy vato apetraky ny COGI na ny COGER na ny SOGEA dia angalaindry zalahy !!!
6. Lejim
(
02/12/2006 00:12)
lechiffre> Zah indray aloha mankasitraka ny fisian'ny mpanara-maso avy any ivelany e!
Satria na misy ny fangalaram-bato na tsy misy dia miteraka savorovoro foana ny resaka fifidianana any amintsika. Ka aleo ny firenena hafa mba hanaramaso izany fizotran'ny fifidianana izany!
Tonga soa ry mpanara-maso ka aoka anie ka hahavita ny asany soa aman-tsara naeo sady tsy hanelingelina ny fizotran'ny fifidianana koa.

7. xxx
(
02/12/2006 06:41)
apetraka ny mpanaramaso mba hilazana fa marina ny eto e!
nefa....
indrisy
Aleoko miandry an4andriamanitra hanaramaso e! Izy irery no tsy mandainga

8. besoiiin
(
02/12/2006 07:12)
xxx:
apetraka ny mpanaramaso mba hilazana fa marina ny eto e!
8O:lol: kay efa mba ao antsainao iany ilay valiny kou, koa inona indray no iasana saina ???
9. vancleef
(
02/12/2006 11:34)
ainga> Aza disoina ny tantara ! Tsy miteny aho hoe tsy nisy hala-bato taloha fa tsy 99% izany. Tamin'ny 1958 ny assemblée no nifidy an'i Tsiranana fa tsy ny vahaoka, tamin'ny 1965 dia tsy nandresy izy tao Antananarivo. Ary izao dia misy observateurs internationaux dia ny olona rehetra hafaka manatrika ny dépouillement ary tongava maraina be mijery fa tsy efa voasesika ny urne