VIOLE HAFAHAFA (...).AZA MBA SENDRA NY TOY IZANY FA HUMMM

1. majesty ( 01/12/2006 13:21)
Miala tsiny mialoha ho amin'zay mety ho tohina,nisy namako iray izay nandeha nampiaraka tamin'ny sipany tany amin'ny toerana mangingina anankiray.Marihina aloha fa le bandy akamako no nitantara tamiko,dia asa na noho ny fahanginan'ny toerana na efa niketriketrika hanao raha tao an-tsainy tao 'lay ranamana,ka nanomboka nanafosafo an'ity tovovavy niaraka taminy izy ary niangavy ny hanao firaisana;tsy neken'ilay tovovavy anefa izany fanirian'ilay ranamana izay kanefa ingahy rainy efa maika mihitsy angamba,ka nanaovany ankeriny ity tovovavy,tsy namaly azy ilay tovovavy fa nitomany fotsiny no sady nivavaka nanao ny "RAINAY IZAY ANY AN-DANITRA" tsy tapitra hatramin'ny farany akory ny vavaka dia niala ny anao lahy araka ny fitantarany ka naleony ireo mpifankatia nipetrapetraka teo amin'ny manodidina no nokorontaniny sy nilany vaniny,fa tsy nahavita izay tokony ho nataony izy.
Fanontaniana hoe,finoan'lay tovovavy ve no nampiala an-drazoky noho ilay vavaka sa resaka sentiment fotsiny ihany (zany hoe mety alahelo an-ndrakalakely)?
répondu par ikaretsaka le 06/12/2006 00:47
2. prime ( 01/12/2006 13:46)
ka ilay tovovavy koa moa naninona no nanaiky nandeha tany amin'ny mangingina?...
3. Achia ( 01/12/2006 15:39)
:°) prime
4. Fiffi ( 01/12/2006 16:03)
mahagaga indray zany tantara zany an !
5. Simpona ( 01/12/2006 16:13)
ka ilay tovovavy koa moa naninona no nanaiky nandeha tany amin'ny mangingina?...

Prime > midika ve zany fa raha nanaiky nade tany am mangingina izy de tokony hanaiky firaisana

Za tsy eo am toeran'le bandy kosa klou fa raha zany we za mamokovoko eo de le sipa mivavaka dia tsy ho vita zany e. Milofika wazy ny boaikely
6. Imahaka ( 01/12/2006 18:05)
majesty:

Fanontaniana hoe,finoan'lay tovovavy ve no nampiala an-drazoky noho ilay vavaka sa resaka sentiment fotsiny ihany (zany hoe mety alahelo an-ndrakalakely)?



revy tsy milay ny nampiala an leiry angamba. Nefa anontanio ihany aloha leiry hoe naninona no niala fa 'nareo mba mpiakama ihany dia mbo kozio eto ny valiny e!
7. diamondra27 ( 01/12/2006 20:55)
mety tsy nanana fisainan-dratsy ilay vhv satria mbola naïve. Ny zavatra fantako fotsiny dia hoe: raha tena mana-mpinoana ianao, ny zanak'Andriamanitra dia arovany lalandava.
8. Fiffi ( 01/12/2006 21:12)
na izany aza aloha an de: mety olona mpino koa angamba le bandy de tonga saina tampoka t@ fahenohina an'le vavaka ? possible mihintsy io an !
9. Lejim ( 01/12/2006 23:52)
Tsara kosa aloha ilay tantara e! Efa tratran'ny otran'io koa zah izay tany aminay tany. Nampiaraka tamin'ilay joba izay zah teny amoron-dranomasina. Mangina be sady tsy misy mpandalo mihitsy ilay place dia nipetrapetraka teo zahay! Zah nieritreritra fa tsy dia olana loatra ny hiarahanay satria efa ela zahay no nifampisangy sy niresaka zavatra intime be entre zahay roa. Dia nifanafosafo teo aloha zahay, dia mihamandeha foana ny tanako manafosafo azy. Ny azy juste orokoroka kely sy safosafo tanana fotsiny no tiany.
Rehefa lasa lavidavitra ny tanako dia taitra zah satria nanda tampoka izy. Dia nilaza izy mbola tsy vonona hanao firaisana amiko hono!
Tsy haiko na nivavaka izy tany am-pony tany fa tsy nankasarotra zah.
Niala tamin'ilay place mangina fotsiny zahay satria toa mbola hafahafa foana ny eritreritry nakahy! :-D
10. tywa68 ( 02/12/2006 08:56)
mahagaga ihany aloha ny olona afaka manao ankeriny ê !

Mazàna hono olona tena marary saina no mahavita zany ! ary tena mamono aza ny farany !

Fa ny ankizivavy koa tsara tenenina hoe mitandrema fa ny ny toera-mangiana manome faka-panahy ! avy eo vô gaga !
11. Imahaka ( 02/12/2006 15:12)
Lejim> saika fetsy ialahy izany :-D
12. majesty ( 04/12/2006 07:15)
Imahaka:

revy tsy milay ny nampiala an leiry angamba. Nefa anontanio ihany aloha leiry hoe naninona no niala fa 'nareo mba mpiakama ihany dia mbo kozio eto ny valiny e!


za tsy te hisikotra fa sao d lazain'lery fa mitady ho kotofetsy eo,lery aza efa mba nampalahelo ny nijery ny endrik'lery nitantara an'zany.Sady za koa tsy te handrangitra
13. titis ( 04/12/2006 22:07)
lehilahy tsy manjary dia maninona koa no manao an'izany?mampahelo!
14. majesty ( 05/12/2006 08:03)
titis:ka taitra tampoka angamba izy e,dia nanajary nanao fihetsika tsy voahevitra:?
15. ikaretsaka ( 06/12/2006 00:47)
ary raha avadika ilay izy...
atao ohatra hoe vehivavy ilay ni viole (mpamosavy handeha hitaingina ohatra)De mandeha ny vavaka
de ahoana?
sa rehefa lehilahy de miala fa rehefa vehivavy brrrr?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0506