o! gorisagorisa

1. bilakarenjy ( 28/11/2006 14:46)
http://news.caradisiac.com/La-video-du-jour-drift-a-la-sauce-moyen-orientale-121 izany gorisagorisa hafahafa izany
répondu par bilakarenjy le 29/12/2006 21:31
2. Fiffi ( 28/11/2006 15:27)
grave kosa zany an ! de ozy ity olona ity hoe "Qu’ils crèvent... si ca les amusent...
3. vegas ( 28/11/2006 18:32)
revina laibany adala 8O8O
4. Fiffi ( 28/11/2006 18:56)
ohatran'hoe tsy mba tonga saina le olona fa manaonao foana an !
5. bilakarenjy ( 28/11/2006 21:01)
ny tsy azoko @ ilay zavatra ataon-dry zareo be lamba ireto dia tsy misy securite mihitsy na ilay manao gorisa na ilay mpijery na ilay ho entina na ny mpamily fa dia revy adaladala araka ny voalazan'i vegas .

Ary ilay fahasahiny koa aloha dia tena hafa mihitsy an!.Misy marina ny asolo avy eo
6. Fiffi ( 28/11/2006 21:24)
ka ry zareomiseho azy mahay sy .....shhhh nefa jereo zao ny fandehany !
7. bilakarenjy ( 03/12/2006 19:56)
sady ny akamaroan'ilay fiara toa fiara tsotra daholo fa tsy natao ho fanaovana ilay gorisagorisa mihitsy ko !
8. Fiffi ( 03/12/2006 20:53)
zay indrindra manko ! farafaharatsiny hoe fiara natokana hanoavana an'zany mba tsy maninona fa...
9. ikaretsaka ( 04/12/2006 04:47)
f'hita
10. bilakarenjy ( 04/12/2006 14:57)
Ary ianareo ve mba mahatsikaritra fa tena sahala @ tsy misy dikany @-dry zareo mihitsy na ilay fiara manao gorisagorisa na ny olona ao anatin'ilay fiara migorisa na ny mpitazana sy ny mpijery ilay fiara migorisa .
Hafa mihitsy ilay toe-tsainy nentiny nilalao io kilalao iray io ka .
11. Fiffi ( 05/12/2006 06:31)
tena hafa mihintsy le toe-tsaina ! marina zany !
12. bilakarenjy ( 06/12/2006 17:30)
misy gorisagorisa iray manja be ity fa http://video.google.fr/videoplay?docid=7716869939092135658
13. Fiffi ( 07/12/2006 12:43)
milay le izy fa na izany aza misy danger be hiany satria tsy misy "protection" ho an'olona mihintsy ...
14. bilakarenjy ( 07/12/2006 20:22)
io indray aloha dia iraisam-pirenena e! satria tsy ho araka intsony ny hitandro ny filaminana @ toerana lalovan'ireny fifaninana ireny fa rehefa mipetraka tsara fotsiny ny mpijery dia efa milay .
15. Fiffi ( 09/12/2006 06:11)
ié ! de anjaran'ny mpijery fotsiny no mitandrina.
16. bilakarenjy ( 09/12/2006 10:04)
anjaranay mpijery no mitandrina fa raha vao mandalo Fiffi dia =D=D=D=D=D=D=D zahay
17. Fiffi ( 09/12/2006 10:57)
:-D:-D:-D nga zah hanao course koh ? :)
18. bilakarenjy ( 10/12/2006 20:58)
mba miparade fotsiny e!
19. Fiffi ( 11/12/2006 19:45)
raha hanao course zah de ity....
hummmmmm !!! milay an !
20. bilakarenjy ( 12/12/2006 08:34)
andraso fa amboarintsika tsara io fiaran'i Fiffi io @ izay azo anaovana compet .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1931