tsy aleo ve
1. bazylou
(
27/11/2006 23:19)
mba olona vaovao indray no eo dia mba misy zavatra hitany tsy hitan'ny teo aloha toa izay io le8 io ihany dia rehefa tsy mamely intsony io dia hamorika indray!!!
Ny anareo manko toa tain'alika ny fiainana koa, ny avo ihany no....
Ny anareo manko toa tain'alika ny fiainana koa, ny avo ihany no....
répondu par kitjo le 01/12/2006 16:19
3. kitjo
(
28/11/2006 05:14)
ka tsy aleo za?
fa bazyl oa an, manin ra mba ny resaka efa eo no tohizana d any milaza hevitra amzay mifanaraka fa tena tsisy interessant mitsy le hevitra vaovao bdb soratanao fa hevitra 10 d zay...mandany espace b fts le izy nefa le hevitra tany aloha misy adihevitra mbola mande tsara tena adihevitra d tsisy hita tsony
sa zay mitsy ny politikanao?

5. tianamalala
(
28/11/2006 10:12)
Itony bazylou itony angamba dia mivavaka andro aman'alina ny hilentehan'i madagascar any amin'ny kizo mihintsy !!!!Izy mihintsy no tain'alika ka miandry ho tovonana fotsiny fa tsy hiasa mihintsy!!
6. bazylou
(
28/11/2006 12:07)
TSy hoe mivavaka andro aman'alina fa mahita ny filetiny isan'ora, eny isa minitra mihitsy aza!!
7. madera2
(
28/11/2006 17:45)
Marina tokoa mila olom-baovao² isika satria mihamitombo ny elanelana misy eo @ gasy ,ny mpanana ihany no anan'é d io le 8 io ihany,ny jiro tapatapaka ,dia fomba ahoana no fampandrosoana izany
mba sokafy ny maso sy ny saina ry namana !
mba sokafy ny maso sy ny saina ry namana !
8. kitjo
(
28/11/2006 19:42)
ka iza le olom-baovao zany ry madera2?
malakilaky enao manao propagandy ho azy iovanay hevitra fa kely nge sisa ny fotoana e!
oufouf> tena oh ts maintsy hilatsaka iany aki za zany ko! :-D
malakilaky enao manao propagandy ho azy iovanay hevitra fa kely nge sisa ny fotoana e!
oufouf> tena oh ts maintsy hilatsaka iany aki za zany ko! :-D