ie, mandany andro tokoa aho mijery
1. bazylou
(
25/11/2006 23:32)
anareo mianakavy maty noana ho azy !! dia mbola miantehitra amin'ny hazo boboka ihany!!
2. kitjo
(
26/11/2006 06:12)
za aloha tsy maty noana zany e, toa mbola velona za ito manoratra ato ty ko!
bazyl an, aza d fenoina be lotra re le hevitra isaky ny tonga fa lasa mibahana be nefa mba misy resaka tokony tohizana ary ambadika ary
zo-nao le izy fa mba ataovy avec moderation re le fametrahana hevitra vaovao raha mba azo atao e!
^:^^:^
3. xxx
(
26/11/2006 16:33)
ary kitjo izany koa manakana ny olona tsy hiteny a , refa tsy tinao fotsiny lay izy de aza vakina na valina , sady enao , nareo mora tezitra sy misafoka nefa tsy ,,,,,,,,,
4. belaza
(
26/11/2006 18:26)
marina kosa ny teniny kitjo e, ohatriny manao resajaza fotsiny anie ry bazil e, resaka tsisy dikany fa miteniteny foana
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.5386