comme par hasard
1. bazylou
(
25/11/2006 14:14)
Lerôla kely fait des malheurs et devient parmis les 4 favoris!!!!!! hoy ny mpanao sondazy rehetra
répondu par xxx le 26/11/2006 10:30
3. bazylou
(
25/11/2006 14:34)
mbola misy 9.75% mba tsy hilazan hoe 10% izany no mamofona deba hatrany!!
5. bazylou
(
25/11/2006 14:39)
inona moa ny olana na tsy rembourse aza e!! efa misy an'io izy au moins ary mahazo depute tsara io rehefa ho azy ny fifidianana solom bavam bahoaka!!
7. bazylou
(
25/11/2006 15:24)
tsy fiable saingy ny pronostika tsy maintsy misy !! ny loka mandeha ihany!!
8. kitjo
(
25/11/2006 15:30)
tsy raharahanay zany aloha fa izay ho voafidy ho Filoha zao no resaka!
fa hono wa e, samihafa ve i ronaldo sy bazylou?
sa d par hasard fts tafiditra miaraka foana ato @forum?:-/
fa hono wa e, samihafa ve i ronaldo sy bazylou?
sa d par hasard fts tafiditra miaraka foana ato @forum?:-/
9. papounette
(
25/11/2006 15:33)
bazylou:
Lerôla kely fait des malheurs et devient parmis les 4 favoris!!!!!! hoy ny mpanao sondazy rehetra
Fa iza zany azafady?:oops::oops:
10. bazylou
(
25/11/2006 15:38)
Ianareo koa re ry papounette dia hahahahhhahaha!:-D:-D:-D
I Darôla kely io e,, ROLAND RATSIRAKA
I Darôla kely io e,, ROLAND RATSIRAKA
14. bazylou
(
25/11/2006 15:52)
Ianareo koa tsy misy nmahazo resaka fa mandeha anjambany fotsiny,, fenbo mpijapy train loatra !!
Ny pronostika rehefa manao pmu sy mijery eny vincenne tsy maintsy mandeha !! ka na favori aza rehefa mandeha ny course resy ihany!! indirndra fa feno outsider lava dingana sy tsara fahana!
Ny pronostika rehefa manao pmu sy mijery eny vincenne tsy maintsy mandeha !! ka na favori aza rehefa mandeha ny course resy ihany!! indirndra fa feno outsider lava dingana sy tsara fahana!
15. kelly13
(
25/11/2006 15:57)
za tsy manao pronostika zany fa mankarary andoha e! efa teneniko enao hoe omeo kandida hoe ty fidina satria izao ny plus ananany @ ra8, tsy omenao mintsy za fa lazainao zazakely!
d tarito ary izahay @ tena izy fa aza mi denigrer an'i ra8 fotsiny enao e
d tarito ary izahay @ tena izy fa aza mi denigrer an'i ra8 fotsiny enao e
17. kelly13
(
25/11/2006 16:03)
tedavinao za hijery pronostika mbola tedavinao za hisavasava, an an an, aleoko ze hitako iany fa tssss! andro sarotra ity ka mbola ande hande handany rondohany iany za!!!!:)
19. kitjo
(
25/11/2006 16:10)
hihihi
marina ny andry kelly!
c la famille de la kolera menamena akia an!
bazyl> exile ko nga ise? modia fa tsy maninona mba mifidy e!
ataovy ny pronostic fa ny anay resultat no andrasana k!
marina ny andry kelly!
c la famille de la kolera menamena akia an!
bazyl> exile ko nga ise? modia fa tsy maninona mba mifidy e!
ataovy ny pronostic fa ny anay resultat no andrasana k!
