comme par hasard
21. bazylou
(
25/11/2006 18:40)
exile amin'ny inona moa!! fa angaha izahay mpangataka sy tolorapotsiny ohatrana ny tim!!?? dia avye minomino foana!!
22. kitjo
(
25/11/2006 18:57)
zay aloha toa sady tsy mangataka nefa koa tsy toloram-potsiny zany e
hhmmmmm:roll:
fa otran milay raha misy toloram-potsiny zany ange e
sa:?:
hhmmmmm:roll:
fa otran milay raha misy toloram-potsiny zany ange e
sa:?:
24. xxx
(
25/11/2006 20:37)
tsy elisany kosa ve letsy no kamo ry bazy a ! ny tsy hitiavanlisany andra8 ne de ny nanafoanany anle vola vetivety e ! ( bizina io an ) ny tsaky paopy sy ny sisa e !
25. bazylou
(
25/11/2006 23:05)
ah bon !! nefa faly ery niletra ireny katsaka tamin'ny tsaky pop sy ny akanin jaza ireny!!
26. xxx
(
26/11/2006 10:30)
Tsy mbola niletra andreny aho letsy a ! ilay tsaky paopy aloha tsy dia ratsy fa ilay fangalarana draidray
