mora lazaina oooo!!
1. fanaina
(
23/11/2006 19:39)
mba gaga ny tanora sasany aho fa maika hery ity vava milaza hoe tiako ianao na koa atolotro ho anao ny foko nefa tsy mahay ny manantanteraka any izany ankory avy eo!!!
répondu par vale le 29/11/2006 10:35
4. MTN
(
23/11/2006 20:45)
ka tsy mangala-tahaka fa lasa influence anaty any fotsiny,
Izay ange no mahatonga ny olo-malaza hikarama be eh, manana degre d'enfluence ambony.
Izay ange no mahatonga ny olo-malaza hikarama be eh, manana degre d'enfluence ambony.
6. ratonga
(
23/11/2006 23:01)
ka atao ahoana ary, tsy ary ho fantatra daholo anie izay apoitran'ny ampitso é!:cry:
7. Simpona
(
24/11/2006 07:20)
fanaina : tiako ianao(l)(l)(l) :oops::oops:
mba marina e :-D:-D:-D:-D
mba marina e :-D:-D:-D:-D
11. vale
(
24/11/2006 13:01)
Simpona: mampiome tsin:-D:-D:-D, :°)tsy mi-raty okaz mintsy ,hihihi:-*:-*
13. Simpona
(
27/11/2006 13:07)
Aino > Tsita tsin fa refa tena tia de saro kenatra foana, :oops::wink: :-o:}:):lol::-*:* (l)
Vale > mety mahazo kil ihany ve raha any am Roxy :lol::lol::-D:-D:-*:-*:-*
Vale > mety mahazo kil ihany ve raha any am Roxy :lol::lol::-D:-D:-*:-*:-*
14. sakaizakely
(
27/11/2006 13:21)
fanaina> dia amboarina fotsiny ny saina tsy hino ny kirediredy e ! Mahina hatrany...
15. pissoa
(
27/11/2006 20:54)
J'aurais voulu te dire encore "je t'aime"
Et tous ces mots que l'on peut dire sans jamais y penser
(Allan Théo)
Et tous ces mots que l'on peut dire sans jamais y penser
(Allan Théo)
16. Aino
(
28/11/2006 21:52)
Mpandefa : sakaizakely [ Valio ] 27-11-2006 14:21:14marina anky izany!!!
Lohateny : Re : mora lazaina oooo!!
fanaina> dia amboarina fotsiny ny saina tsy hino ny kirediredy e ! Mahina hatrany...
ary njy tao tsy tazana any @sary tsony?