Krismasy
1. titimms
(
23/11/2006 18:31)
ho avy ty ny krismasy, inona dray zao no sakafo mba hafa, akoatran'ny vorona sy ny forongony ?
répondu par vivi le 07/12/2006 18:14
3. kelly13
(
23/11/2006 19:54)
resaka ka resaka tokou fa za te hanao ron'anamamy sy hen'omby ritra nefa aiza aty no misy anamamy? asiana rougaille kely d sakay gasy hum hum!!!
efa makaleo marina mantsy ny chapon aho hoe, dinde aho hoe etc... aho hoe!!! :(
efa makaleo marina mantsy ny chapon aho hoe, dinde aho hoe etc... aho hoe!!! :(
4. xxx
(
23/11/2006 23:38)
fangah koa moa tsy maintsy hoe misakafo be fona fa tsotra fotsiny isanandro aza refa te hanao sakafp tsara de manao tsy azoko mintsy
5. soanja
(
24/11/2006 01:44)
Trondro ndray andramana. Ohatra hoe grilled salmon. De ankoatrany mashed sweet potatoes ( vomanga potsitra misy mayonnaise) ary roasted eggplant salad ( salad d'aubergine). De desera banana split.
6. booboo
(
24/11/2006 08:40)
huitres sy ny forongony, lol
bwèèèèèèèèèèèè ...:°) lé forongony @ io escargots avy aty Bourgogne re-bwèèèèèèèèèèè ...:°)
7. kelly13
(
24/11/2006 10:15)
booboo>njy tsy namako zany :p za nefa tena tia huitres sy ny forongony b mihintsiny!! mahalany douzaine d'huitres za hihihi!! ny escargots indray miaraka @ sauce persilliade miam miam!! hihihi! ao njy inviter-ko @ noël! hihihi
xxx>mba andro iray tena hafa @ andro rehetra kosa ange ny noël e
xxx>mba andro iray tena hafa @ andro rehetra kosa ange ny noël e
8. ikaretsaka
(
24/11/2006 11:01)
mihinankinam-poana tssss
ny anay t@ herintaona tavel atany @ dezaka tany atsimo tany fa manga ny kaly krisymasy...
fa na izany aza tsy leo manga za an
ny anay t@ herintaona tavel atany @ dezaka tany atsimo tany fa manga ny kaly krisymasy...
fa na izany aza tsy leo manga za an
10. kelly13
(
24/11/2006 18:01)
ikaretsaka> tsara ny huitres sy ny escargots kou, enao nga nahona??? miam miam b mintsiny lolllll
11. dailynews
(
24/11/2006 22:50)
enga anie fotsiny ny fianakavian i titimms tsy hampaninona azy ireo ny tsy hihinana vorona sao mantsy dia manantena izy ireo koh...efa amboary dieny izao ny sainy. :D..raha izaho manokana dia aleoko hena ritra sy rogay @ io fotoana io.... miam miam.....
12. tywa68
(
25/11/2006 08:34)
aleoko ihany henakisoa sy gana ary rogay kely ! miam² ! dia bûche glacée ! ny huîtres dia 3 na 4 ihany fa aleo gambas grillés ka ! ny escargots aloha tsy dia voako ê !
13. melody
(
25/11/2006 15:08)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 24-11-2006 02:44:06
Lohateny : Re : Krismasy
Trondro ndray andramana. Ohatra hoe grilled salmon. De ankoatrany mashed sweet potatoes ( vomanga potsitra misy mayonnaise) ary roasted eggplant salad ( salad d'aubergine). De desera banana split.
Mpanao an'io za rehefa misy vahiny fa rehefa grillé ny salmon dia hasiana pesto sauce (hafanaina kely fotsiny ilay pesto na mena na maintso, na atao mifangaro) dia hosorana io ny trondo, adramo ange, humm ary azo 'roasténa koa ange ny vomanga e, hampangotrahana fa tsy tena masaka be, dia atao manifynify, manja be ( tsy dia be menaka be manko @ izay)
mazoto daholo ary e!:miam::miam::miam:
14. soanja
(
25/11/2006 16:17)
Matsiro be izy zany ry Melody. Misaotra e. Fa azavao amin'ny hafa Melody ny fanaovana Pesto, raha mazoto indry, fa mety mbola tsy mahazatra any Dago mantsy io.
15. naughtyboy
(
25/11/2006 17:57)
pesto sauce io ra ny fahazaoako azy de saosy italiana
voandro voatoto madinika efa masaka mifangaro (basilique,na basil leave tsy haiko izy io @ teny gasy)huile d'olive ary fromazy antsoina hoe parmiggiano somary vovoka matsiro raha ampiarahana @ pate
voandro voatoto madinika efa masaka mifangaro (basilique,na basil leave tsy haiko izy io @ teny gasy)huile d'olive ary fromazy antsoina hoe parmiggiano somary vovoka matsiro raha ampiarahana @ pate
17. soanja
(
27/11/2006 11:58)
naughtyboy:
pesto sauce io ra ny fahazaoako azy de saosy italiana
voandro voatoto madinika efa masaka mifangaro (basilique,na basil leave tsy haiko izy io @ teny gasy)huile d'olive ary fromazy antsoina hoe parmiggiano somary vovoka matsiro raha ampiarahana @ pate
Aty aminay izy tsy voanjo no ampiasaina fa pine nuts ka asa namisy io any Mada.
19. kelly13
(
29/11/2006 14:02)
aleo vidina vita, d barilla alaina fa iny no tsara, ny mark sasany mantsy maka tenda d manjary tsy afaka mankafy
20. mimi
(
30/11/2006 07:03)
sakafo tena mety krismasy omena ry zareo tsotra tsy dia hadaniambola be nefa mba misongadina sady hiraisan'ny be sy ny maro omena e .