Krismasy

21. kelly13 ( 30/11/2006 12:20)
mimi> entree ohatra foie gras (lafo ms c trop bon)
22. mandrindra ( 01/12/2006 11:15)
ny ahy indray dia ny kisoa kely no tena tiako rehefa fetin'ny faran'ny taona toy izao. iray andro mialoha dia efa hosorana tongolo gasy sira sy dipoavatra. ny 24 maraina dia manomboka ny tenika satria eo dia efa raikitra y fety sy ny revy. ny sasany misonanina mahandro vorona, ny sasany mikiky trondro, ao ny mamoafy legioma isan karazany sy ny ahi-bazaha. dia misotro sy mihinana tsy ankijanona e. rehefa folaka ny andro dia avoaka ny kisoa kely mba hangatsiatsiaka fa ho tombohana mandritry ny alina. rehefa avy mandalo ingahibe noely any amin'ny 2 na 3 maraina dia eo no mihinana hupitre sady mandevokanina no mampisava kely ny daôzin'alikôla efa lany, hmmmmmmmm, miaaammmm, miaaammmmmm
23. titimms ( 03/12/2006 17:07)
hmmm tsara ery zany
24. kanto10 ( 04/12/2006 11:14)
za ngamba hanao fety miaraka aminareo ry Mandrindra aminty
25. mandrindra ( 04/12/2006 16:10)
kanto10, andao e :lol:
26. vivi ( 07/12/2006 18:14)
ary raha asiana paella,za t ihinana anio @ krismasy kanefa tsy mahay manao ,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2241