Meteo
1. DotMG
(
22/11/2006 09:00)
Isaky ny miara-milalao i Fara sy i Bema dia matetika i Bema no mihoraka hoe "Fotsifotsy ny lanitra ô!" sady mitsikanikany. Ilay loko no miovaova ka indraindray mangamanga, indraindray maintimainty ary indraindray aza tsy pôsibla ho lokon-danitra akory (ohatra mavokely ny lanitra ô!) (Zaza 6 taona ireo an!)
Tezitra i Fara ny farany fa tsy azony akory izay mahatonga an'i Bema hihoraka toy izao dia nalazany tamin'ny zokiny vavy 20 taona. Hatoroko fika indry, hoy ilay zokiny vavy dia tsy hanao an'izany intsony iny Bema iny.
Nony ampitso ary, niara-nilalao toy ny mahazatra indray i Bema sy Fara. Kelikely teo, nihoraka sy nitsikanikany toy ny fanaony ihany i Bema :
"Tsy misy lanitra fa tonga dia Andriamanitra ô!"

répondu par Simpona le 27/11/2006 11:47
5. xxx
(
22/11/2006 10:59)
Heverin'i takaka fa ny silipo indray zany le lanitra ..ha ha ha ha ha ha....
15. kiali
(
22/11/2006 18:40)
hono wa? raha sting zany de bola lanitra fona ve? zany oe fara aloha mety tsy bola hanao an'izany eh:-D:-D:-D
19. nolalaina
(
22/11/2006 21:29)
kiali : mdrr fa kay mbola hadinony kou lé "S" :-D :-D :-D :-D sô dé tsy misy "s" tsony any apindramiko?? :-Phihihihihi