mitady vady

1. tezitra ( 21/11/2006 13:25)
mbady mitady vady ve afaka miditra ato?
répondu par tywa68 le 27/12/2006 09:49
2. salmo ( 21/11/2006 13:54)
:-D:-D
3. nolalaina ( 21/11/2006 14:20)
mahazo raha tsy tezitra!! :-P
4. Fiffi ( 21/11/2006 14:37)
ny mombamomba an'i tezitra aza tsy feno akory ...
5. fanaina ( 21/11/2006 14:38)
tezitra fenoy ny mombamomba dia azavao ao tsara hoe manao ahoana sy ahoana ianao dia aza tezitra izany:°)

salmo fa maninona no torany hehy toi, fa anag ratsy ny mitady vady?
6. vale ( 21/11/2006 16:03)
tezitra::lol:
7. Zina ( 21/11/2006 16:19)
Tezitra??? ianao ary tezitra ko hihihihih
8. Fiffi ( 21/11/2006 17:16)
9. titimms ( 21/11/2006 17:41)
tsy aleonao ve solona aloha le pseudo. Tsis kil vao hoe tezitra sa ...? tsy aleo ve mba toy izao e:D
10. dailynews ( 21/11/2006 18:10)
vao mahita ny ps nao fotsiny anefa ny vehivavy dia mitsoaka satria anie io ps io dia mety efa hahitana hoe iza ianao e.
11. pissoa ( 21/11/2006 18:24)
k izy aza tsy niteny akory oe izy le mitady d'efa maimaika namaly be doly nareo knou :-P:-D:-D:-D
12. malalatinasoa ( 21/11/2006 18:24)
dailynews:

vao mahita ny ps nao fotsiny anefa ny vehivavy dia mitsoaka satria anie io ps io dia mety efa hahitana hoe iza ianao e.



Otrany hoe i dailynews ve mpanome vaovao tsy tapaka :D.
Mazotoa mitady vady e, ty misy sopapa milay b, sady mety aminao zao mintsy zao ny faitako azy, soloina hoe "mindayfihogo" ny ps. Fa mety tonga de bobaka be an :wink:
13. dailynews ( 21/11/2006 19:12)
malalatinasoa>:D:D tratra ndray aho t@ iny...nefa tsy manome akory ..hihihihi
14. melody ( 21/11/2006 22:01)
i tezitra ange tsy voatery mameno ny momba azy vao hahita vady e....mila mi-forum izy dia manoratra any @ izay mba tiany, na ny ps na ny fomba firesakin'ny namana eto. Namana foana ange izay tonga mi-forum eto @ serasera e.... raha tsy hoe miteny i hery anga hoe tsy horaisina ho namana izay tsy mameno ny momba azy.
Manarak'izany betsaka ny olona mameno ny momba azy eto kanefa mandaiga. Ao no misy mambitombo be ny taonany ary ao koa no mana kely dia kely ny taonany... tsy aleo tsy mameno raha izany? Heritrereto ange e!!!!
15. cutie ( 21/11/2006 22:06)
miombon-kevitra @ melody :lol:
16. melody ( 21/11/2006 22:29)
cutie, :-*:-*
17. xxx ( 22/11/2006 02:53)
za alaina (l)
18. nolalaina ( 22/11/2006 14:12)
ountsss!! za no efa niteny vôlohany indrindra an!! :twisted:

:°)
19. kala ( 22/11/2006 14:19)
nolalaina > aiza moa no hahalalandry na lhl na vhv i tezitra dia ndry manao vôlôntera be ery. :roll::roll:

tezitra > zà koa zao tsy faly mihitsy mahita an'i toi mitady vady nefa tsy fantatra hoe iza na iza.:wink:
zà tsy liana amin'ilay vady fa tena mbô mamaly fotsiny.:twisted:


20. nolalaina ( 22/11/2006 14:24)
kala : fa lé oé mbady mitady vady ve afaka miditra ato?
ve tsy oé Bandy mitady vady éh?? raha tsy zany mantsy dé diso fanatenana ndray za!! :?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5489