mitady vady

41. melody ( 23/11/2006 18:43)
booboo: maka toerana eo aloha mihintsy fa sao tsy maheno an, miaraka @ popcorn sy coca:-D:-D
mandrindra: ilay feelinga nga mety mihainga fotsiny @ izao lety e, tsy maintsy pousséna miakatra=))=))=))
42. xxx ( 23/11/2006 19:38)
tezitra: dia leo ary ve aty indray no handrava?:evil:
43. dailynews ( 24/11/2006 01:43)

Manarak'izany betsaka ny olona mameno ny momba azy eto kanefa mandaiga. Ao no misy mambitombo be ny taonany ary ao koa no mana kely dia kely ny taonany... tsy aleo tsy mameno raha izany? Heritrereto ange e!!!!
[/quote]
izaho anisan ilay mampitombo be ny taonako ary efa nandeha teto io resaka io, ilay hoe 1936 malaza be... ny antony dia satria aho tsy ho voatery hilaza ny taonako satria izay no safidiko anefa aho tsy afaka misafidy fa tsy mampiasa taona nony nisoratra anarana dia izya no nofidiako.
tahaka izany ihany koa ny resaka horoscope... izaho manokana dia tsy mino io ary tsy mampiasa io noho ny finoako anefa aho tsy afaka nisafidy ny tsy hampiasa t@ niditra teto. tsy haiko hoe ahoana ny fomba nataon ny olona sasany afaka tsy mameno ny momba azy rehetra aloha fa raha izany aho mba nanao izany ihany koa, @ izay tsy milaza zavatra diso. na izany aza anefa manana safidy ny tsirairay hilaza na tsy hilaza izay mombamomba azy noho ny antony samihafa.



44. melody ( 24/11/2006 11:42)
dailynews:=D safidy daholo akia a!!!
45. ratonga ( 24/11/2006 12:05)
zà ko dé tena mitovy hevitra @ dailynews=D=D de mametra panotanina wé ahonà tokotrany ny nataon'i melody fa to tena preska virja mitsy ny momba² an-toi:roll::-*
46. booboo ( 24/11/2006 12:13)
ie

Melody > mba fenoy na n'importe quoi sy lainga vary raraka aza e ....mba misy ahafantarana na kely fotsiny anao aza : raha tianao ohatra....
47. simplex ( 24/11/2006 12:15)

ratonga: ze mbola virja ihany no afaka mijanona virja fa ny ankoatry izay tsy mety. Asa anefa :°):-D:-D
48. booboo ( 24/11/2006 12:39)
:lol:
49. melody ( 24/11/2006 12:43)
ratonga::-* diso tafahoatra indray izany virja izany ry ratonga a:-D
booboo: dia handainga izany ve izà akia mba hanome fahafaham-po ny rehetra?:wink:
i ratezitra koa ange mbola te hiresaka aloha hono e, izay vao hanome ny momba azy, ka aoka isika mba ho hanome 'douceur' azy!:)
50. ratonga ( 24/11/2006 12:57)
:-D:-D:-D
51. melody ( 24/11/2006 16:33)
ratonga: aza himehezana fotsiny moa e!:)
52. degree ( 25/11/2006 23:04)
Mba efa nahita ve aloha ianao e! toa mbola tezitra foana " tezitra : mitady vady
mbady mitady vady ve afaka miditra ato" mbamifalia amin'izay moa dia hanantona ho azyio e!
53. xxx ( 26/11/2006 11:00)
Ary be sipa tsy manambady koa ato zany a ! firy sahady no efa namaly an'i mototra teo :-D:-D:-D
54. degree ( 26/11/2006 16:25)
deanjaranao ary no misafidy , tandremo anefa sao diso mifidy loatra ka mahazo ny njila=))=))
55. Fiffi ( 26/11/2006 20:27)
xxx:
Ary be sipa tsy manambady koa ato zany a ! firy sahady no efa namaly an'i mototra teo :-D:-D:-D
nga kosa raha mamaly de midika hoe tsy manambady ? :roll::roll:


56. nolalaina ( 27/11/2006 09:42)
degree:

deanjaranao ary no misafidy , tandremo anefa sao diso mifidy loatra ka mahazo ny njila=))=))


i Njila kou ngah napiditra kandidatira ?? :-P


57. cutie ( 27/11/2006 14:30)
Njila kou ngah napiditra kandidatira ??

:-D:-D:-D:-D:-D
58. xxx ( 27/11/2006 14:43)
Fiffi:

xxx:
Ary be sipa tsy manambady koa ato zany a ! firy sahady no efa namaly an'i mototra teo :-D:-D:-D
nga kosa raha mamaly de midika hoe tsy manambady ? :roll::roll:





Mpanera fotsiny zany fifi :-D olona mototra be anie no hitadiavana vady e ! :-P
59. sakaizakely ( 27/11/2006 21:13)
Ny vola no maha-rangahy, ny fandaniana azy no maha-vehivavy, hoy ilay olona teto @ serasera indray andro izay.

Que faisiez vous avant de vous marier ?
- Je faisais ce que je voulais.

La femme idéale ?
- C'est celle qui est partie.

Le célibat, c'est l'ennui, mais le mariage, c'est les ennuis.

Dia mbola te hitady vady ihany ve tezitra ?
60. ari.malala ( 28/11/2006 08:13)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3252