coup d'etat au pays de moramora, truc de ouf

1. tezitra ( 20/11/2006 18:44)
ny mahagaga tà resaka coup d'etat t@ 17, on parlait trop de R8 et fidy mais pas le peuple et l'économie, or:
1)- nisy ny miaramila maty, ary ny problème mihamafana entre RFI et Bani
2)-betsaka ny touriste ni-annulé ny vol-ny,
3) -nisy ny retrait pour transfert d'argent de centaines de millions de $ par jour, et ça continue
4°)BETSAKA NY VAHINY NANEMOTRA NY FAMPIASANY VOLA ANY mCAR
5)betsaka ny olona natahotra niasa tà sabotsy(ireo izay miasa sabotsy
6) ary na ny makorelina aza tsy afaka niasa ny zoma alina sy asabotsy alina satria natahotra
R8 NATAHOTRA,TSY NISY NY ASSURANCE NOMENA NY MPANAMBOLA?; NY BANI SY NY rfi MIADY IZY CHEF KANOSA TSY NITENY.
répondu par belaza le 22/11/2006 09:42
2. kitjo ( 20/11/2006 18:45)

ny adalan' i lefidinareo dol zany!

zany ve no andeha omena fitondrana?

ary tsy mbola afaka foana ve ny hatezeranao e?
3. akama2006 ( 20/11/2006 18:50)
marina aloha izany e!24h tsy re feo ny gvt sy ry 8 fa lozany manaohy propagandy ihany!
4. tezitra ( 20/11/2006 18:56)
Tadidio fa répetition general iny an'i fidy iny, betsaka ny basy lasany efa nanao nyrepetition-ny ny zanadambo tà 2004-2005,nanao ny mpanohitra ny 2005, nanao ny miaramila t@ sabotsy. le spectacle sera le 03 /12. c'est à ce jour que le detonateur politique fera crack boum.
TSY KILALAONJAZA NY PRESIDENT
OU BIEN TU RETOURNE SOUS LA JUPE DE TA MERE, CAR TU AS PEUR OU BIEN TU MONTRE QUE TU ES HOMME ET RETROUSSE LA JUPE DE TA FEMME ET LA FAIRE CHAVIRER DE PLAISIR; MONTRE QUE TU ES HOMME FA MANAO MENACE I FIDY AO @ RFO. SAHIRANTSAINA NY INVESTISSEUR
PAUUVRE PETIT BONHOMME R8, ROUBLARD DEVENU LOUBARD FROUSSARD, TSIVALAHAR
5. kitjo ( 20/11/2006 18:57)
angaha voatery hiteny foana e?

asa fa tsy kabary
6. tezitra ( 20/11/2006 19:00)
g t'm kitjo et fiffi:*
7. kitjo ( 20/11/2006 19:03)
t?

tezitra> tsy aleo ve mba mitsiky kely e?

eee..manao fiadin'ny kanosa ny anareo ka mampiasa hery izany!
raha lehilahy hoe dia miandrasa ny safidim-bahoaka!
8. xxx ( 20/11/2006 20:40)
teny gasy ry zandry ampesaina fa aza teiztra @ teny vahiny fa tsy teny drazan'elah zany an!
elah io zao le be menomenona fotsiny fa tsy sahy manao inoninona akory ! elah zao le anisan'ny misitrika ao ambany jipon'ny maman'elah ref mùaheno basy mipôka
9. vale ( 20/11/2006 21:22)
:-D:-D:-D:wink:

tezitra: fa ngah hono enao tsy avy ao @ pays de moramora, ary f'angah moa tsy efa ela no nivoahan'io anara-petaka io, de omena an'i ra8 foana ve ny tsiny:!: sao mba tsy rariny...
10. vale ( 20/11/2006 21:23)
raha toe-tsaina adin'ny be sandry izany ftsn no hatao manjaka tsy hisy zava-banona, ny saina no ilaina koukou fa tsy ny sandry!
11. zandikely ( 20/11/2006 22:33)
Fa hita kosa ny tsy fahaizamanaon'ny Fanjakana.
Aza ve hamantatra ny toerana ( localiser un endroit) misy an'i Fidy tsy hay nefa azo ihany ny portable an'io Général io. Raha mba zaho ny ministrin'ny atitany sy ny fiarovana dia efa nametrapialana aho fa matin-kenatra.
12. vale ( 21/11/2006 07:02)
13. maintsokely ( 21/11/2006 07:42)
Hanampy sy hanamafy fotsiny aho.

Kely saina ny mpanao politika. Tsy mjery afa tsy ny tenany ry zarereo mieritreritra izy fa rehefa izy no eo dia ho vitany moramora io.
Marina ny tenin'i Tezitra fa mihamotra ny fampiasam-bola any madagasikara satria tsy misy stabilité politique. Raha niantso fianakaviana tany aho dia nolazaindry zareo fa zavatra tsy dia misy hatahorana loatra nefa ny tenako taty natahotra satria izaho mantsy mikasa ny hody hanao famoronana asa any(production). Raha misy korontana dia ahemotra daholo ny projet rehetra. Izaho gasy aza matahotra fa maika ny vahiny ?

Atsipy ny teny ny mpanao politika sy ny mpanao gazety nanana firehana politika ve tsy mieritreritra afa tsy ny an'ny tenany ary milaza ho mitondra ny hevi-bahoaka mba ahazoany interet ?


14. oufouf ( 21/11/2006 08:43)
tezitra >
PAUUVRE PETIT BONHOMME R8, ROUBLARD DEVENU LOUBARD FROUSSARD, TSIVALAHAR


fa ahoana kosa no miteniteny ohatran' izao é!
fa inn no tena mba resaka eto ... manala amin' izay zavatra tsy zaka @ fiainana sa ... miteniteny foana !
mba asio modération azafady;
mbola président an' ny REPUBLIQUE MALGACHE izy .
doucement l'ami ! :-@:-@:-@

aza déplacéna aty ny frustration rehetra
15. akama2006 ( 21/11/2006 10:01)
ra8 kosa aloha tsy filoha intsony fa wanted hors la loi !plus izy miditra aminy 3 dec + izy ho gadra lava eny tsiafahy!:}
16. belaza ( 22/11/2006 09:42)
za lou mbola tsy naheno vaovao hoe tsy filoha intsony ra8 e ary ra tezitra kou de be taimbava eto fotsiny, elà io mihitsy no tokony hiverina any anatiny kin...ny mamanla fa tsy misy tsy normaly ao anatiny lohanlà ao!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1628