manjavona ilay hafatra

1. bilakarenjy ( 18/11/2006 15:57)
Isaky ny avy manoratra hafatra za dia tsy hitako ilay izy ka tsy haiko na tonga any @ ilay andefasana na tsia fa dia manisa andro no ataoko na miandry ny hafatra alefany raha voarainy .
Asa raha toy izany ny anareo rehefa mandefa hafatra ianareo.
Apetrako @ tompon'andraikitra ny fanontaniana .
Dia misaotra indrindra .
répondu par bilakarenjy le 30/11/2006 19:45
2. Fiffi ( 18/11/2006 16:47)
de midinà kely ery ambany ery enao de jereo ao @ le hoe "hafatra lasa" ka raha hitanao ao io de lasa tokoa zany le hafatra . :)
3. xxx ( 18/11/2006 18:26)
izaho koa toa an'i bilakarenjy nefa izaho efa nanoratra lavabe,tsy mba misy vakiraoka akory anefa hoe enrégistré-na aloha dia mba mandefa fotsiny avy eo fa tsy mamerina manoratra intsony rehefa sendra ny ohatr'izay.Asa izay vahaolana mikasika izay???:roll:,tsy hifanomezantsiny aloha fa mba tsetsatsetra tsy aritra fotsiny angamba e
4. Fiffi ( 18/11/2006 19:05)
heu....raha ny aty amiko aloha de tsy misy olana mihintsy fa avy namaly hafatra maro hiany zah io de nojereko le hoe "hafatra lasa de ao daholo ny nalefako..
5. bilakarenjy ( 18/11/2006 23:27)
Ka tsy voarakitra ao @ ilay hoe : hafatra lasa anie ilay hafatra nosoratako e!.ny efa lasa hatramin'izay ary tsy maty akory fa dia eo ,fa dia miandry ny rariny eo e!.tsy hisy hamaly foana ve iny @ farany .
6. MTN ( 22/11/2006 18:27)
ny ahy koa talohaa nandeha tsara amin'izao tsia
7. Fiffi ( 22/11/2006 18:36)
MTN: zany ve ? vao nandefa hafatra indray zah io nefa dia lasa somantsara an ! de nojereko le hoe afatra lasa de tena hitako ao le izy.
8. pissoa ( 22/11/2006 19:30)
Hihihi, toa misy mikorontana kely marina ilay hafatra lasa k.

Rehefa mandeha eo amin'ilay hoe "Hafatra lasa" aho ohatra (vao teo koa io) dia ny hafatra efa tamin'ny 21/09/2006 no misoratra voalohany eo. Fa any amin'ny pejy ... no misy ny hafatra nalefa vao haingana.
9. fasaly ( 22/11/2006 19:41)
bilakarenjy:

Isaky ny avy manoratra hafatra za dia tsy hitako ilay izy ka tsy haiko na tonga any @ ilay andefasana na tsia fa dia manisa andro no ataoko na miandry ny hafatra alefany raha voarainy .
Asa raha toy izany ny anareo rehefa mandefa hafatra ianareo.
Apetrako @ tompon'andraikitra ny fanontaniana .
Dia misaotra indrindra .

zà kou tojo an'io ka! tsy hita ary am lay hoe ny hafatra lasa ny hafatra farany nalefanao fa tonga any am lay oul satria zà nahazo valiny tam oul nanoratako:wink:

10. MTN ( 23/11/2006 18:58)
Fiffi: ny ahy sady tsy lasa ny hafatra no tsy maharay :cry:
11. nolalaina ( 23/11/2006 20:08)
nénà kou!! :( raha tsy oé za mitsy ngah no tsy misy panoratra!! :?
12. kelly13 ( 23/11/2006 20:11)
za klou d tsisy mpanoratra fa d aleo tsorina e, hihihi! matahotra mpanao rugby ngamba, hahahaha
13. MTN ( 25/11/2006 08:03)
taoiro ary andefasako eh,

rehefa mandeha ny ahy
14. bilakarenjy ( 25/11/2006 17:55)
t@ io ora io ve nareo no nandefa ilay hafatra ?.

Hatramin'za manoratra izao dia mbola tsy naharay ny hafatrao .
15. Fiffi ( 25/11/2006 20:17)
zah aloha de nandefa an ! ao hoe handramako handefasana enao jerena raha mety ?
16. Fiffi ( 25/11/2006 20:19)
iny fa lasa le izy ary nojereko tao @ hafatra lasa fa tena lasa mihintsy an !
17. bilakarenjy ( 28/11/2006 16:09)
tonga ilay hafatrao fa nony nandefa za dia tsy nisoratra tao @ilay hoe :hafatra lasa indray ilay nalefako
18. Fiffi ( 29/11/2006 16:09)
nefa aloha voaray tsara an !
19. bilakarenjy ( 30/11/2006 19:45)
voaray tsara mihitsy ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6094