Ilay gasy nirehitra ny tranony tany Espirat.

1. vancleef ( 18/11/2006 09:24)
Tadidinareo ilay gasy tany Espirat (Puy-de-Dôme) nivoaka tamin'ny gazety Le Monde du 13 octobre 2006 :
« Pas de Nègres à Espirat »

http://www.lemonde.fr/cgi-bin/ACHATS/acheter.cgi?offre=ARCHIVES&type_item=ART_ARCH_30J&objet_id=961923

Avy teo dia tonga ireo gasy anti-frantsay sy xénophobe rehetra hoe raciste ny frantsay. Hoy aho hoe tsy raciste ny frantsay faha misy frantsay raciste sahala misy gasy raciste.
Ny fiafaranin'ilay tantara tany Espirat dia ilay gasy ihany no nandoron'ny tranony ary mis en examen ilay gasy pour "incendie de biens mobiliers et immobiliers" et "dénonciations d'infractions imaginaires" ... il encourt six mois d'emprisonnement pour le chef de "dénonciations d'infractions imaginaires" et une peine de dix ans pour l'incendie volontaire.

http://permanent.nouvelobs.com/societe/20061117.FAP4905.html?1933
répondu par Fiffi le 27/11/2006 20:43
2. vancleef ( 18/11/2006 09:36)
Tohiny...
http://www.dailymotion.com/blog/video/840378?key=5xazfu1cw7lmubiqgqpak0fims0i48fid9074fn4
3. Samoana ( 18/11/2006 10:54)
efa nibaboka mihintsy ve izy hoe "fruit de son imagination " ireo zava-niseho ireo sa ny baodega no mieritreritra izany ?
4. Fiffi ( 18/11/2006 11:17)
io anie no tena nahagaga ahy koa an ! satria marina fa tena misy ny racisme eto france saingy mbola tsy nahita na naheno aho hoe nahavitra hatramin'ny fandorana an'le trano le racisme......
5. xxx ( 18/11/2006 18:15)




feon-dakolosy tokana aloha hatramizao
6. xxx ( 18/11/2006 18:17)

. eny ho aho
. iza no mahalala raha ireo gendarme
7. Fiffi ( 18/11/2006 18:54)
no...?
8. belaza ( 18/11/2006 19:18)
9. Fiffi ( 18/11/2006 21:03)
mety resaka assurance indray io ....
10. xxx ( 19/11/2006 05:07)
Le rangahy manao chemise Rose io ve ilay gasy izany e? toa tsy de nègre manao ahoana akory izy otran'ny tavaratra izany.
11. Fiffi ( 19/11/2006 17:20)
toa metisy lery kah !
12. vale ( 20/11/2006 14:23)
metisy izy fa tsy gasy pure, fa le vazaha angaha moa te halala anizany e, rehefa misy rà hafa ianao de vahiny zay @, na de atao hoe teraka taty ivelany aza, eeeeeeh, oui!!:wink:

xxx1: za miahiahy ny zandarma; dia lazaina fa hoe mitapy izany izy? hoe mamorona! sao kosa dia tsy fitandrovana ny asa ataony ny an'ireo zandarma? ary resaka mamely andry zareo ka tsy de raharahiana loatra ny famotorana, ary nony tsy hita porofo dia nafototra any @... asa anefa..:?::?::?:
13. Fiffi ( 21/11/2006 14:41)
ary lery ange tena tsy nègre zany eh !
14. vale ( 21/11/2006 18:08)
Fiffi: ndry izany tsy mahalala:wink:, ny gasy anie azo lazaina hoe afrikana e, donc izay no hilazandry zareo azy hoe nègre!!
15. Fiffi ( 22/11/2006 07:06)
vale: fantako akia an ! saingy rehefa miteny foana hoe nègre hoa de le mainty be ireny koh ! zay no tiako lazaina an !
16. vale ( 22/11/2006 17:05)
hihihi!;-)
17. MTN ( 22/11/2006 17:49)
:-D;-);-);-):-D
18. Fiffi ( 22/11/2006 18:03)
vale: na izany aza an ! ny eto frantsa tsy de miteny an'zany loatra fa any USA any no tena mpiteny an'zany hoe nègre zany !
19. vale ( 22/11/2006 18:46)
ye, ry zareo samy negro njay zao no mifametaka surnom an'io, tsy fifanalàna fa tena lasa fifampiantsoandry zareo ny tenandry zareo le izy, mety izay kou angamba ny nampangina ny "vazaha" fa wain:lol: ry zareo fa tsy nahatezitra ny negro tsony le izy! ihihi!:wink:
20. vale ( 22/11/2006 18:48)
MTN:

:-D;-);-);-):-D
:-D:-D:-D, in kou ty kilalao ataon'i mtn ty! hihihi!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2497