Ilay gasy nirehitra ny tranony tany Espirat.
23. Fiffi
(
23/11/2006 16:56)
vale: fa ny vazaha hoa akia wainn be an ! tsy hamakian'ny olona maintsy intsony ny fiantsohina azy hoe nègre fa toa efa mahazatra azy zany !
24. vale
(
25/11/2006 11:18)
ka izay indrindra manko an, sady efa presk indépendants dol le firenena nadevozana talou ireny donc, any @ sasan-tsasany any sisa izy no afaka miteny an'izany (guadeloupe,etc...:wink:)
25. xxx
(
25/11/2006 11:22)
Fiffi:
vale: na izany aza an ! ny eto frantsa tsy de miteny an'zany loatra fa any USA any no tena mpiteny an'zany hoe nègre zany !
Fiffi> tsy siora @ io aho, tsy sahy miteny intsony angaha fa ny hoe tsy miteny izany:-w ,tsy mino aho.
28. vale
(
26/11/2006 03:56)
kitjo: indrisy fa lay rangahy indray no nifotoran'ilay izy e:twisted:, mampalahelo!!
29. kitjo
(
26/11/2006 05:32)
fa dia mba inona lotra aza?
misy ol saika hokendreny angamba kanjo....
sa dia te ho vedety fts v?
loza!
misy ol saika hokendreny angamba kanjo....
sa dia te ho vedety fts v?
loza!
31. vancleef
(
27/11/2006 19:18)
Tohiny...
http://www.lemonde.fr/web/article/0,1-0@2-3226,36-835966@51-830057,0.html

32. vancleef
(
27/11/2006 19:41)