isika aty ivelany
1. Lejim
(
18/11/2006 00:38)
Lasa toa philosophie ny fanovana politique ato!
Ohatra (ohatra tena ohatra ity an:
-Nisy nanipy grenade ny tany @ MBS Majunga. Mifanilikilika eo ny namana fa izao no nanao an'iny na izao. Kanefa tsy misy porofo akory!
- Nisy nigafy indray ny fampielezan-kevitr'i Ratsirahonana, dia mifanilikilika koa hoe, izao sy izao iny!
Ny raisonnement aroso amin'izany tsy misy porofo fa philosophique sy theorique fotsiny. Zah koa mba anatin'izany! Kanefa tsy mandresy lahatra olona akory izany fa vao mainka aza mampiziriziry be amin'ny heviny!
Ny tiako resahina dia, tsy aleo ve isika mba haka moramora kely amin'ity resaka politika ity fa lasa nafam-pana be anie ato izany e!
Sa misy mahazo tombon-tsoa manokana isika raha izatsy na izaroa no lany eo!?
répondu par mandrindra le 20/11/2006 14:44
2. Lejim
(
18/11/2006 00:39)
Hoantsika izay mitazana sy mihaino vaovao fotsiny avy ety ivelany no andefasako an'io ady hevitra io!
4. Tokinao
(
18/11/2006 11:40)
Izaho dia miombon-kevitra mihitsy amin'i lejim sy kitjo. Ary mahafaly ahy koa ny mahita anareo dahy izay tsy mitovy fomba fijery ara-pôlitika ( raha tsy diso aho ) nefa samy manaiky ity fanamarihan'i Lejim ity.
- Voalohany, ny fanaovantsika ady hevitra lalina dia mety hitarika rahoraho eo samy isika. Dia ilay fihavanana no mihasimba.
-Fanampin'izany dia mety hitarika fandrangitana ( extrêmisme ) ho an'ny malagasy any an-tanindrazana izany (tsy ireo izay mpamaky ny "dinika" fotsiny fa ireo izay ampielezany vaovao koa ), ka hahatonga an'ireo malagasy ireo hifandramatra (sanatria anie izany).
Koa dia manamafy ny antso aho :
[center]raha azo atao ry mpanao dinika pôlitika isany dia tonio ny fonareo rehefa miady hevitra .[/center]
Ary raha ny tena tiko aza dia ajanony ny ady-hevitra ara-pôlitika, fa fifampilazam-baovao no ataovy. ohatra ireny "lien" mankany amin'ny gazety ireny. Dia izay ihany. Misaotra ô!

5. xxx
(
18/11/2006 12:17)
ka nisasany anie sady milaza anizany nefa mapiditra akolaka le tiany hambara(prôpa) ihany e, maninona izao raha nolazaina fotsiny zay tiana tenenina fa tsy maka ohatra ohatrany nataony lejim reo? tsss!!
6. Lejim
(
18/11/2006 14:21)
xxx> Mikasika ahy mihitsy io ohatra nolazaiko eto io fa tsy mikasika olon-kafa! Juste mba nanamafisako hevitra momba ny teorika sy ny filozofikantsika ato no nanomezako io teo!
Fa tiako fantarina aloha iza ilay xxx ity.
Fa misaotra an'i Kitjo sy Tokinao ary mba nanamafy ny teniko e! :-*

7. Fiffi
(
18/11/2006 17:24)
Lejim:heu....fa nga kosa raha any an-toerana ny namana sasany de milaza ny marina ary manana porofo daholo ? :roll:
Hoantsika izay mitazana sy mihaino vaovao fotsiny avy ety ivelany no andefasako an'io ady hevitra io!
8. Lejim
(
18/11/2006 17:36)
mba maro ny possibilite-n'ny namana any Dago hanamarina ny zavatra lazainy! Tsy voatery fa au moins maromaro kokoa izany ny probabilite any!
Aty atsika tsy manana afa-tsy ny gazety sy ny tranon-kala sasany!

9. kitjo
(
18/11/2006 18:34)
marina aloha io tenin'i lejim io!
satria ny hita @internet matetika dia zavatra efa interpretation ka samy milaza zay tiany
na vaovao iray ihany aza hafa ny filan'ny la gazette azy sy ny MBS...
ohatra an'ilay directoire militaire, ni panic b ny namako taty satria nandefa sms azy ny fianakaviany d hoe korontana b mitsy a dago...ny ol any anefa miteny oe tsisy mikorontana mitsy aty!
ny olana fts dia ny hoe ra mifandramatra eto fa tsy ny resaka no atao, d manjary na vita aza ny fifidianana dia hita taratra foana ilay disadisam-pifidianana d simba ny fiaraha-monina

10. mandrindra
(
20/11/2006 14:44)
lejim, marina daholo izany e.
saingy fa angaha moa tsy filôzôfia ny pôlitika? fa angaha moa ny pôlitika tsy resaka hoe izay mahay mandresy lahatra na inona firehankeviny na inona? fa angaha moa ny pôlitika dia filazana marina ny zava-misy?
tsy haiko aloha fanontaniana sendra nandalo tato an'eritreritro ireo, fa asaksak'ireo mpahay an'ity taranaja ity ihany io.