¿Malagasy na Français ihany?

1. salmo ( 17/11/2006 18:20)
Bdb ny malagasy tsy mahay teny gasy aty ivelany Mscar.
Natokana ho teny Gasy sy Français ihany anefa ny serasera

Ny lisitra.serasera.org dia toerana ahafahanao mifandray amin'ny Malagasy maro manerana firenena maromaro amin'ny alalan'ny email. Fifampizarana vaovao, fangatahana fanazavana, dinika malalaka. =D=D=D

Tokony izao no izy::-D:-D
Ny lisitra.serasera.org dia toerana ahafahanao mifandray amin'ny Malagasy mahay teny Français sy Malagasy ihany amin'ny alalan'ny email. Fifampizarana vaovao, fangatahana fanazavana, dinika malalaka
Izahay mahita fa tsy ekena eto ny malagasy miteny español
répondu par xxx le 21/11/2006 01:58
2. Fiffi ( 17/11/2006 18:33)
fitsipika ve zany ry salmo ? taiza no nahitanao an'zany ? :roll:
3. hery ( 17/11/2006 19:11)
Tsy teny espanola ihany no teny hafa ankoatra ny frantsay.

Mbola malaza kokoa ny Anglisy.

Ary vitsy kokoa ny mpikambana miteny espanola noho ny mpikambana miteny Frantsay sy Anglisy...

Inoako fa ny namana any Allemagne, Italie dia mbola betsaka noho izay mipetraka any Espagne.

4. salmo ( 17/11/2006 19:18)
OK.
Mety ve ny mampiditra dinika @ teny espñaol sa natokana ho teny malagasy sy Français ihany? Misy gasy tsy mahay teny Frantsihay sy Malagasy mantsy. Ary tsy aty España ihany fa oh: America latina, Asie, firenena tsy miteny Français ets...
5. salmo ( 17/11/2006 19:21)
Ny lisitra.serasera.org dia toerana ahafahanao mifandray amin'ny Malagasy maro manerana firenena maromaro

6. pissoa ( 17/11/2006 19:28)
Dinika ve sa lisitra le resaka e ?! Sa mitovy ihany izany ? :roll:

http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/policy ny fitsipi-pifehezana raha dinika, dia ampidiro raha mifanaraka amin'io kou :roll: Raha ny fahitako azy toa tsy misy soratra ao hoe Frantsay na Spanish.
7. fasaly ( 17/11/2006 19:35)
fa mila vaniny kou ve i salmo e!???:roll: i salmo zao mahay teny gasy de atovy am teny gasy ny dinika! atao inona dinika espagnol:roll::roll:
8. hery ( 17/11/2006 19:38)
Raha eto amin'ny Dinika dia io nolazain'i pissoa io ny fitsipika
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/policy
9. salmo ( 17/11/2006 19:39)
ôtranareo miteny français. fa tsy migafy aho raha manao dinika @ español
10. Fiffi ( 17/11/2006 20:00)
efa hoe io jereo eo io ry salmo aahh !
11. zandikely ( 17/11/2006 21:39)
AMIKO DIA TSOTRA:
-Rehefa atao teny gasy ranofotsiny dia izay fa tsy misy hoe ny Frantsay koa anatiny.
-Rehefa hanaiky teny vahiny ihany ihany dia tsy maintsy miditra eto koa ny anglais, Espagniole, allemand, italien, portugais, chinois, latin, grecque ....

-Ny tiako lazaina dia tsy ambony no tsy be mpiteny tahaka ny teny hafa akory ny teny frantsay sady tsy teny malagasy koa ka tsy tokony hahindrahindra noho ny teny vahiny hafa.
12. cutie ( 17/11/2006 21:48)
eny wa :wink:
slt Zandikely :lol::lol::lol:
13. fasaly ( 17/11/2006 23:42)
euhhhh.....kou tsika zanatany frantsay taloah de....mbola miosy tarazokoa kou!:wink::-P
14. lapino ( 18/11/2006 00:08)
¿espñaol sa espagnol sa Spanish? :D
15. miangalyandria ( 18/11/2006 09:13)
Salmo, raha ataoko amin'ny teny sinoa ny dinika apetrako eto dia ahoana kay ny tohiny ???
16. Fiffi ( 18/11/2006 11:37)
de asa fotsiny .....
17. xxx ( 18/11/2006 17:41)
¿Malagasy na Français ihany?

Malagasy ihany :°)
18. Fiffi ( 18/11/2006 18:12)
19. belaza ( 18/11/2006 19:17)
ampy anazavana zay tiana tenenina ny teny malagasy, noho izany dia tokony ho atao aminy teny malagasy ranoray, angatahana aminy pandrindra na ny piandraikitra
20. Fiffi ( 18/11/2006 21:04)
raha ny tena izy de zay mihintsy saingy ohatra hoe mandefa vao2 avy @ gazety ka tsy lasa ny fandikana azy de mba hasiana tolérance sa ahoana ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2101