¿Malagasy na Français ihany?
21. melody
(
20/11/2006 11:26)
d indray2 misy teny teknika tsy tafavoaka @ teny gasy, d azo toléréna ihany oa v? Tsy hoe fanahiniana io fa tena miezaka manazava fa tsy tafavoaka d ahona?:)
22. vale
(
20/11/2006 14:38)
fasaly:
euhhhh.....kou tsika zanatany frantsay taloah de....mbola miosy tarazokoa kou!:wink::-P
fasaly: izay koa aky ny ahy ny mba hevitro:), io no be mpahay koukou raha samy teny vahiny koa... asa nefa! :roll:
23. fasaly
(
20/11/2006 15:06)
2eme langue any amitrika koungé io e!:wink: fa raha espagnol zany alou de tsisy fika e!:wink: "nada":-D:-D:-D:-D
24. xxx
(
21/11/2006 01:58)
:-D zany ry fasaly mbola vao maika manisy sira ihany. "nada" :-D
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.3257