Happy birthday i HM sy sw :):):)

1. cutie ( 17/11/2006 01:28)
:*:*:*:*:*:*:*
répondu par diamondra27 le 29/11/2006 14:50
2. Zoniaina ( 17/11/2006 03:34)
fa ahoana no ahafantarana izany ?:roll:
3. mimich ( 17/11/2006 05:34)
Zoniaina:

fa ahoana no ahafantarana izany ?:roll:
jereo eo amin'ny pejay fandraisana namana serasera, ilany havanana ambany indrindra , fa hitanao eo ireo namana manana tsingerin-taona nahaterahana mandritra ny 5 andro ho avy
raha tsy mandainga ny tompon'ny ps dia miseho eo zany ny annif -ny.


miarahaba an'i HM tratra ny tsingerin-taona nahaterahana ihany koa aho:-*


4. Fiffi ( 17/11/2006 05:35)
bon annif zany nareo sy ireo namana rehetra zay nitsingerana androany koa ny andro nahaterahany !

Zoniaina: raha vao manokatra sera2 enao de eo @ fanorom-pejy ankavananao misy ny lisitra hoe "tsingerintaona" de misoratra eo daholo ny rehetra ! androany zao mahatratra 29 ny isan'ny namana annif -ny !
5. mimich ( 17/11/2006 05:38)
de sonwin koa kay fa zafady :-*:-*:-*

fiffi ah> miha mitombo ihany zany gatô andrasantsika znay eee:-D
6. diamondra27 ( 17/11/2006 07:31)
siora ve cutie fa tena androany ny anniversairen-jareo? :-w:-w
:-*:-*
7. xxx ( 17/11/2006 09:09)
diamondra27 : Na tsy cutie aza za dia siora :wink:

Happy bday HM sy sw ary ny namana rehetra hafa. Dia mirary soa ho anareo ny xxx :-D
8. kala ( 17/11/2006 09:15)
zà koa nahita an'izany omaly fa taraiky ve vao nifoha dia tara train

bon anniversaire Herimiafina, dia mazotoa miafina any fa tsy maninon :wink:

sonwin koa

:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:* misy chocolat sy vanille reo
9. Angie ( 17/11/2006 09:38)

Bon annif daholo dia mirary soa indrindra.:-*

NB: na dia ao koa aza ireo mamorona anif fopla :-D
10. ravatorano ( 17/11/2006 10:03)
bonne anniversaire HM sy sonwin
mirary soa sy fahombiazana ho anareo mitsamy ny tenanay e
d salamà soa fonafonafona ooooooo
:wink:
11. mandrindra ( 17/11/2006 14:38)
dia ho tratry ny amin'ny manaraka marobe indray e
12. degree ( 17/11/2006 20:16)
ny aty koa torak'izany e ! enga anie mba ahitanareo fahombiazana anie izao nahatratraranareo ny fitsingerenan'ny taona sambatra ho anareo izao ,enga koa anie mba ho toy izao koa ny namana rehetra eeeeeeee!=D=D=D
13. cutie ( 17/11/2006 21:44)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 17-11-2006 10:09:55
Lohateny : Re : Happy birthday i HM sy sw :):):)
diamondra27 : Na tsy cutie aza za dia siora

:-D:-D:-D:-D:-D
14. colar ( 17/11/2006 23:28)
fa ny antson fo zany fiarabana anivaka de inn ko kay
15. cutie ( 17/11/2006 23:33)
fa tokony nataoko taiza aza ty dinika ty:roll::roll::roll:
16. degree ( 18/11/2006 21:47)
tokony tao @ fety sy fihaonana de manja sady mitohy avy hatrany ny lanonana:-D
17. cutie ( 18/11/2006 21:59)
:-D:-D:-D:-D:-D
non ka vokatry ny foko reo ka :lol:
18. xxx ( 18/11/2006 22:11)
tsy mahagaga :-D:-D
19. cutie ( 18/11/2006 22:14)
:roll::roll::roll::roll:
tsy mazava
20. vale ( 20/11/2006 11:50)
xxx:

tsy mahagaga :-D:-D
:roll::roll::roll:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0779