araka ny hita taminy arte dia apres 3 dec inona no hitranga!

1. akama2006 ( 16/11/2006 17:50)
variana aminy 3 dec avokoa ny rehetra nefa ny apres3 dec no tsara jerena akaiky!raha ra8 no lany dia fitsipahana tsotra no ataony ambiny,raha sty lany kosa izy dia hisy fitoriana maro dia maro sy fanafainganana ny fitsrana avo no hisy,ary dia ho loha laharana aminy olona voasambotra i sylla + ravalo +rajemison!ankoatra ny ambiny minisitra etc...!mety hisy bal populaire angamba hoe midoboka ny ambodia mitafy volonjanak'ondry!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

aza tezitra ry belaza sy besoin fanatika a!lalao daholo izany matoa mialalao dia mahazaka izany fa tsy hoe mifidy ny lohany nefa matahotra ny masony!8O8O8O8O8O
répondu par xxx le 20/11/2006 21:59
2. Fiffi ( 16/11/2006 18:31)
aza alefa lavitra aloha ny heritreritra fa aleo ho avy kosa aloha ny 3 Dec eh ! de ho hita eo ny manaraka..
3. belaza ( 16/11/2006 18:39)
inona mo no ahatezitra aminizany e? afaka mandrevirevy izay tiangà i ngà, tsy mampiova ninoninona izany e
4. kitjo ( 16/11/2006 18:42)
in no idiran ARTE amzany?
ngah refa oe izy no manao azy d izy ko no handidy ze ho avy?

za aloha tsy nahita le emission fa araka filazan ny rht dia tsy mamely ilay izy ary ao raha!

inoako ko anefa fa raha tsy fotoam-pifidianana izao dia na i akama aza tafintohana t@ le ArTE sa?
5. tezitra ( 16/11/2006 20:01)
atahorana hoa ny rotaka:
1)ny zanadambo tsy namerina ny basiny
2)ny ekipandratsiraka sasany tsy tratra ary tsy namerina ny basiny
3)tsy nanao recensement sy namoaka lalana moban'ny fanagonana basy ravalo satria tsy nianatra dia tsy mahay an'izany
ny tany angola, ny teto france après 2è guerre mondiale , ny t@ rotaka 72-75, dia izany no mesure voalohany natao

porofo: izany no mahabe ireo vonoan'olona @ basy ao dago fa tsy @ arme tsotra intsony

solution, sao lazaina tsy manome: grouper nous tous autour de zafy, au moins c le seul qui n'est pas dangereux; fidio izy fa mora aongana hoy ravony
6. akama2006 ( 16/11/2006 20:01)
kitjo> tsy mamaley hoy ny sasany satria objectif ilay izy ka menatra ny adalany ity ra8 ny anamanareo izay nahita!

arte dia nanohana na naka partie any ra8 taminy 2001 ary lozika izy raha nametra-panontanian hoe inona no vita 5 taoana aty aoriana!tsy nisy fanaratsiana tao na kely aza!ary tsy noterena i ra8 tsy hiteny tao fa tsy sahy izy,tsy noterena i moxe hiteny tao fa dia niteny izy!

ary ny loza aminy maha efa fanatika loatra andry moxe dia noporofoiny taminy valinteniny fa afaka manao ny izay tiany atao i ra8 satria "hoe nofidiany vahoaka"ary efa nahafantatra hoe mpandraharaha hono ny vahoak ka sty tokony ho gaga" odry ko maninona no tsy avela hangalatra sy hanao ziay tiany ny teo aloha satria koa mba nofidiany vahoka! fa angha rehefa voafidy dia tsy refesimandidy afaka manao ampihimamba izay tiany? fa izy no mba iza! olona efa nigadra tsy manana zo aza ela mbola afaka nilatsaka ho filoha!8O

mba menatra ry moxe sy ny fanatika a!efa higagany olona!niverina tao aminy tv5 indray ilay fandaharana,ary dia tsy maharitra izay nahita nanontany hoe io ve ilay hoe autoproclamé fahiny!:lol::lol::lol::lol::lol:
7. fijo ( 16/11/2006 20:09)
fandaharana hoviana letsy izany le?
8. akama2006 ( 16/11/2006 20:10)
taminy omay ilay izy dia nisy rediff androany tao aminy arte,dia nadeha voa teo tao aminy tv5 indray ilay izy ary mety handeha any aminy france ô sy france 3 koa!
9. besoiiin ( 16/11/2006 20:26)
akama2006:


aza tezitra ry belaza sy besoin fanatika a!lalao daholo izany matoa mialalao dia mahazaka izany fa tsy hoe mifidy ny lohany nefa matahotra ny masony!8O8O8O8O8O


:D:D:D hay v lalao nenla e! neveriko fa mba tena izy, lalaovy rery ao nenla :-D:-D:-D

ery ela foana no reraka himenomenona sy i wawawa ary haminany sandoka eo fa i ra8 d tsy maintsy ho lany fôna,

10. akama2006 ( 16/11/2006 20:29)
eny hoa ra besaoin a!tsy koi na lany fona aza lery e!fa tsy mainsty mbola hiala ihany hoa izy apres,fa dia hitanaoe ve ny gis matavy sy ganagana e!rehefa henjehina ireny ohatra ny ahon, ohatra izay no ahazo azy ary na ny kiloty ny aza mety sty vitany ny hitzaona azy fa dia torabato,henjika,gadra vy,ozona ....,no ahazo azy!8):-D:-D:-D:-D:-D:-D!mbo kozy e!
11. besoiiin ( 16/11/2006 21:10)
fa lery ngah mou ho eo mandrapahafatiny e, mazava ngeh zany e, fa ela wa aza variana maminany sandoka eo, kou raha tsy ganagana araka ny fiteninla lesy izy ka tsy hisaina ny hiafarany, cas efa nitranga ngeh ny tsy naha teo @pouvoir azy ka nanenjehana sy nitorahambato azy e kanefa dia gagnant fôna lery, alors film efa nande zany faminanianla zany ka mora aminy no mieskive @zany, bandy misaina ngeh lesy iny e, atidoha miketrika miampy hazondamosina mafy, donc za mino fa tsy lery mihintsy no olona tsy hametraka pare-feu de securite @ avenirany izany.
12. akama2006 ( 16/11/2006 21:27)
besoin> misaina ve izy?:lol::lol::-D:-D:-D!

asa aloha fa izaho mahita fa misaina be azahona vola fa sty mihoatra izay e!

ho hita eo ny avenir nokarkarainy fa raha mitetika ny hijanona eo mada aloha dia asaivo ataony veloma e!i zafy prezida aza dakany olona adala testy analakely nefa olona sty hita hoe nanao adalana inona,ka ilery izay fanetry be ny firenena no ho afa maina!!!didy 2 iny ra besoin a!:-D:-D:-D:-D:-D
13. besoiiin ( 16/11/2006 21:40)
akama>:D:D calm ela wa, ra marina zany kôzinla zany de efa lasa razana iny ohatra izao,
ra marina ny fihevitrialahy dia tsy sahy niseho sy nitakosina t@vahoaka nanao propany lery fa matahotra ny hianjeran'ny hatezerambahoaka satria fanetriben'ny firenena araka ny faminanianlà,
indrisy anefa fa toa tsy tateraka fa faminaniana sandoka,
tsitako izay logik @ kôzy sy faminanianlà, :-D:-D:-D
14. fijo ( 16/11/2006 22:08)
aza miakatra wa nareo mitsam.kilalao politika anie izao e.propagande izany fety fa tsy ady.fa lany ihany aloha i le8 e.
15. besoiiin ( 16/11/2006 22:48)
:D tsiky dia ampy satria ravalo no lany:D
16. fijo ( 16/11/2006 22:50)
izay ahay,ampiadio ny hevitra dia mifalia e
17. akama2006 ( 17/11/2006 00:16)
besoin> eeee! ho tanteraka io besoin a!ny communication 2001 tsy mitovy aminy 2006 ka dia raiso moramora foana hoa le kozy fa rehefa mipoka io mantsina ange e!:°):°):°):°)

iza! no hamoly gana
izaho, sy ny iray tanana
iza! no hively kibay
izaho, vonona handray
iza! no ho henjehina
i r8 izay valaketraka!


any izany!

signature:mon ami besoin!:-D:-D:-D:-D:-D
18. mitia5 ( 17/11/2006 06:29)
aza mifamaly wa fa r8 aloha hatramin'izao noho lany e!
19. xxx ( 17/11/2006 13:14)
de iza hono no hitory de iza no torina de iza no ho samborina? de olona 13 ve dia ahavita inona eo anatrehany vahoaka malagasy? mapimémé behhhh!!=))=))=))
20. fijo ( 17/11/2006 22:34)
io letsy efa hita mialoha ihany an.ny gazety aza"tribune" androany izao,dia efa milaza fa ny sasany dia tsy maharaka ny namany mihintsy.
ny mampiomehy ahy dia izao.efa miomana ny hitarika rotaka ry zalahy aorian'io.
satria efa izay no tanjona,maninona kay raha atao izao e???????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0481