araka ny hita taminy arte dia apres 3 dec inona no hitranga!
21. akama2006
(
18/11/2006 08:53)
fijo> marina izany teneninao izany fa ilay izy anie efa tartra taminy resaka pierrot ireny e!
tsy nataotaony fotsiny ny hoe betsaka mpanara maso tao anaty avion niaraka taminy,hanome caution izay,faharoa,ny fiandrasana ny tsy fanarahan-dalana na derapage ataony fitondrana,izay tanteraka tokoa,ary farany ny fanomanan aminy alalany mpanao gazety ihany toa izay nitranga tsy misy valaka t@ 2001 ny opinion erantany sy eto madagasikara ny hitranga ao aoriana!
tsy tongatonga ho azy ny fandehanana aty ivelany ny candidat ireo,ary misy aza no voa haingana no tonga nefa fifidianan no atao!ataovy anie ny fampitoviana ny t@2001 sy izao dia ho hitanao ny trav de communication vitany iero mpomba andra8 taloha ireo izao e!
tsy mankasitraka ity fitondrana ity ny akama2006,fa tsy manejika be fahantany kosa anefa,ary izany no hanomezany ny fijeriny ny mikasika ny ho avy ,izay ho bordel sans nom apres 3 dec!8)8)8)

22. kitjo
(
18/11/2006 09:08)
zareo ange vendrana fa ny ol raha hanao anzany manisy tampoka fa tsy atao oh zao e
23. akama2006
(
18/11/2006 09:34)
kitjo a!ka io ilay pretexte ,efa vita aloha ny fampiantsona dia tonga amin'izay!mbola ho gidra 2 io e!
24. akama2006
(
20/11/2006 17:43)
efa manomboka tafapetraka ny planiny olona tia handrava ity fitondrana ity,atao hoe olona satria mbola sty fantatra mazava ny atidoha ao amabadika ao!
fahiny dia izay manao ny nataony lefidy dia gain avy hatrany izao dia misy olona reherahny firenena ary tsy olona adala fa mba hendry ihany ,avy dia manohana na tsy mivantana aza ny niseho ireny!
pres 3 dec ;anao ahona ny "intensiteany"ilay izy dia efa fantatra fa hisy fa hoe hano ahona!8-)8-)

27. xxx
(
20/11/2006 21:59)
Vendrana be ilay Fidy, DG aza tsy zakany fa niodina ny zanakatidohany tao @ Omnis sy Secren koa hitondra firenena?