bjr
1. kalaginta
(
15/11/2006 11:14)
azafady anie fa mba ùitady tonon'ilay hiran'ny tovo Jhay misy hoe "tsy misy toa anao, tsy misy toa anao ....." eo @ refrain fa tsy haiko mihitsy ny lohateniny
Misaotra indrindra
Misaotra indrindra
répondu par lanto le 28/11/2006 09:31
2. Fiffi
(
15/11/2006 11:24)
jereo eto fa bdb ny hirany ato soa de ao io ? http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=103
5. lanto
(
28/11/2006 09:31)
Hay misy hiran'i Tovo J'hay hoe "tsy misy toa anao" io tokoa, tsy ratsy le izy :)
