si y'a rotaka, R8 responsable, zafy le sauveur?

1. tezitra ( 14/11/2006 13:00)
mety hisy ny rotaka,ny antony:
-betsaka ny basy tsy naverin'ny zanadambo sy ny ekipandRatsiraka mbola tsy voasambotra; Tsy nanao recensement basy ny fanjakana R8 nandritran'ny 5 taona ; izany aza no mapisy banditisme be dia be eto Mcar, mi-attaque @ na basy
-Miteniteny foana ny kung-fu,ny karateka, sy ny prezida R8 (raha tratranareo ny mpagalatra dia dory); tsisy etat de droit c la justice populaire
-tsisy mamelona ny vady amanjanak'ireo nalaina tsy ho miaramila na nalaina tsy ho mpiasa mpajakana t@ raharaha 2002
SOA FA NISY AN'i ZAFY, mitady fampihavanampirenena, eken'ny zanadambo,andrianafidison, vaovao bejamin,Arema, pro-Ra8 diso fanatenana, etc...
ataovy ny fampihavanampirenena fa hoy ny mpanoratra mahay : MIEUX VAUT L'INJUSTICE QUE LE DESORDRE
Nanao izany ny raciste afrkana tasimo sy ny ANC mandela
répondu par akama2006 le 18/11/2006 10:27
2. tezitra ( 14/11/2006 13:11)
ne me dit pas hoe ZAFY RACISTE SY BADO/
1)TSY BADO:
professeur agrégé en medecine, cardiologue en plus
alors pour toi, PASSE TON BACC D'ABORD OU TON LICENCE, ou TON LMD alohan'ny hiteniteny foana
ou parle moi d'un BADO PROFESSEUR AGREGE
2)TSY RACISTE:
-Assistant ny plus grand cardiologue Français le PR CABROL izy, nefa nody niaraka @ fitaovana fiasana , ary niasa tao tananarive
-izy prezidà nanana conseillers: Rabônarijaona, ratsivalaka,...
3)
3. mandrindra ( 14/11/2006 13:12)
tezitra, vao hoe mety hisy izany. ajanony ilay fomba fanaon'ny mpitsoka afo e. hevitra aroso, aelezo manerana an'i madagasikara fa ny anao no marina dia hanaraka anao ny malagasy.
4. eraina ( 14/11/2006 14:32)
tezitra mitovy @ ronaldo efa lasa adala
5. Fiffi ( 14/11/2006 15:05)
efa lasa adala marina.....
6. jentilisa ( 14/11/2006 15:26)
ka satria moa aleo aza fitsarana tsy mety toy izay fikorontanana dia aleo mahazo hatramin'ny 75% mihitsy ny iray amin'izay mety hangina ihany ny sasany! Fa raha 75% no mbola hitakiana 2° tour dia tsy azoko intsony!
7. lagoon ( 14/11/2006 15:58)
tezitra:

ne me dit pas hoe ZAFY RACISTE SY BADO/
1)TSY BADO:
professeur agrégé en medecine, cardiologue en plus
alors pour toi, PASSE TON BACC D'ABORD OU TON LICENCE, ou TON LMD alohan'ny hiteniteny foana
ou parle moi d'un BADO PROFESSEUR AGREGE
2)TSY RACISTE:
-Assistant ny plus grand cardiologue Français le PR CABROL izy, nefa nody niaraka @ fitaovana fiasana , ary niasa tao tananarive
-izy prezidà nanana conseillers: Rabônarijaona, ratsivalaka,...
3)




:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

Si tu savais réellement son histoire leisy.Demande à Cabrol ce qu'il pense de lui?
8. Lejim ( 14/11/2006 16:13)
Zah aloha mankasitraka an'i Zafy e! Tsy mitovy hevitra aminy kely fotsiny zah amin'ity heviny hi-reconcilie mpanao politika ity fa tsy koi izay, samy manana ny heviny aby ny olo jiaby.

Tsy dia tiako ilay hevitra reconciliation nationale hampiraisana ny mpanao politika rehetra satria tsy realisable izay amiko (unrealistic). Aiza koa hisy mpanao politika Malagasy hiray hina izany!

Dia ilay krizy 2002, marina fa mbola misy akony amin'olo sasany, kanefa ny krizy efa vita, sady ny fampiraisana ny mpanao politika, izay tsy dia sahirana akory tamin'ireny fotoana ireny, tsy hamerina ny havanay maty! Mamoha fota-mandry fotsiny!

Fa raha nilatsaka Kandida Zafy Albert, mety nanohana azy 75% zah. (zah tsy manohana olo 100% izany satria tsy maintsy asiako reserve 25% hanaovako kritika) :-D
9. bemalaza ( 14/11/2006 17:42)
aza miteniteny fahatany mo fa tena mahakamo be ny maheno io tsaho io fanga ela no hitarika le grevy no hampisy azy?
ny irarina de ny mba tsy hisiny zany , tsy tadidinareo anga ny nahazo antsika t@ iny crise 2002 iny , fa indrindra sika teto ampovoan-tany saika nataon'zala fahirano sika fa tamdremo alo mba tsy hisy zany fa tena grave ,angamba @ zany efa tsy haiko tsony ny ilazana azy[mety hihinana zavatra hafa sika @ io] tamdremo eh
10. xxx ( 14/11/2006 18:27)
bemalaza:
aza miteniteny fahatany mo fa tena mahakamo be
hay mba mahatsapa an'zany hiany bemalaza ? nefa jereo kely ity nolazainao tatsy ambadika tatsy
aza mba dondrona ihany fa amanian-alika eo vavantegna .
de ahoana io ?


11. fijo ( 14/11/2006 23:53)
inona ihany ary ity resaka ady lava ity?nareo ve tsy mbola leo e.
12. lapino ( 15/11/2006 01:15)
hoy ny mpanoratra mahay : MIEUX VAUT L'INJUSTICE QUE LE DESORDRE
Mahay hoe ?! Mety mahay manoratra izy izany, fa moa mahay misaina ve ?
13. bemalaza ( 15/11/2006 10:39)
xxx , asehoy aloha ny anarana zay vao valiko io
14. akama2006 ( 15/11/2006 10:46)
rotaka,possible!!,ny degrany,mbola tsy fantatra!!
15. fijo ( 15/11/2006 19:59)
aoka wa izay ity ady lahy ity.ampy izay
16. akama2006 ( 15/11/2006 22:24)
fijo> za ho ahy efa milaza aminareo aminy fo tsy miangatra fa ho henjana ny apres 3dec ary efa manomboka izy ziao!raha jerenareo ny zavtra mitranga anainy sy ivelany dia fe amazava be mihintsy io resaka io!matanjaka be mihinsty ra8,tena marina io,fa tsy vitan'izay ihany ilay resaka!

tanako io pariako io !
17. xxx ( 15/11/2006 22:42)
Izay tsy mahay sobika mahay fatrambary. Izay tsy mahay mitondra cardiologue. :-D
18. akama2006 ( 15/11/2006 22:45)
titre:ravalo debout!

ravalo debout na i manana koa!
sefo beloha sy tena katisoa
ilay fitapitaka no anton'izany!
dia ity hoe, minoa fotsiny ihany!


handroso be hono ity gasikara8O
ka roa taona dia vita no nambara8)
nifaly sy nihoby ireto sanana:-*:*
nefa ny tena tsy misy programa!:^)

dia lany ihany ,fa par accident!
nizity izay tsy izy nividy avion
ireto gasy anefa vao avy nigrevy
ka mihevitena ho toy ny anjely!

hay ny tandroka sisa no tsy naniry:twisted:
fa fombany devoly avokoa no mitsiry:evil::evil:
naona izay tsy izy angaha izato izy!:}
ka mibosesika mihinana izay tsy izy!:-P

fa aza miala eo anie ry akama!
fa ho hitanla izany hoe ganagana!
henjehina sy atao telimoka
mety hiafara hatramin'ny vonomoka!

efa hita iny ny nahazo andradidy!^^
ka dia anjaran'ialahy no misafidy^^
mikeleza aina mba hanao ny tsara!^^
fa hangidy amin'ialahy rehefa tafala!^^

mpanoratra :Asa vita no ifampitsarana!
AVI
19. fijo ( 17/11/2006 23:05)
aleo hoavy aloha ny 03 dec e,avy isika manaraka ny ambiny.
20. akama2006 ( 18/11/2006 10:27)
eka ozy raha todisoa aloha ilay 3 dec!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0486