xxx

1. titis ( 13/11/2006 22:53)
zah ho'aho dia tena tsy azoko mihitsy ny mahatonga ny sasany tsy hametaka ny surnom eto fa dia misy xxx maromaro ihany ihany ato ka asa nareo na d'accord @zany na tsia fa zah aloha dia tena tsy ok @izany mihitsy fa maninona no tsy milaza ny maha ianao anao fa xxx no ataony ato?
répondu par Fiffi le 22/12/2006 12:41
2. cutie ( 13/11/2006 23:12)
membre ato ve zany ?:roll:
3. xxx ( 14/11/2006 00:07)
chamy manana ny fomba fijeriny retsy a, izay fotsiny. izay lazainy raisina...cha ahoana? michaotra nefa nampahatsiaro.:D
4. xxx ( 14/11/2006 00:17)
titis:za zao te hiteny hoe: i salmo bogosy be ao amin'ny sary rehetra dia tsy avoakako ny ps-ko dia manao xxx aho
ohatra fotsiny iny fa betsaka no azo ampiasana ilay xxx
5. xxx ( 14/11/2006 00:52)
xxx:
titis:za zao te hiteny hoe: i salmo bogosy be ao amin'ny sary rehetra dia tsy avoakako ny ps-ko dia manao xxx aho
ohatra fotsiny iny fa betsaka no azo ampiasana ilay xxx

Raha vao miteny anaran'olona dia tokony tsy manao xxx ka ! :wink:
Fa za koa miombon-kevitra fa ilaina ny xxx. Indrindra moa fa efa misy fepetra vitsivitsy noraisina amin'ny fampiasana azy, ary koa misy ireo mpandrindra afaka mitsara araka izay heveriny ho mety (sady azo ilazana raha misy mibolila).
titis:
zah ho'aho dia tena tsy azoko mihitsy ny mahatonga ny sasany tsy hametaka ny surnom eto fa dia misy xxx maromaro ihany ihany ato ka asa nareo na d'accord @zany na tsia fa zah aloha dia tena tsy ok @izany mihitsy fa maninona no tsy milaza ny maha ianao anao fa xxx no ataony ato?
Rehefa xxx no anarana apoitrany, dia ny hevitra lazainy izany jerena fa aza mizaha (tavan' ) anaran'olona :wink:
6. xxx ( 14/11/2006 05:24)
aza asarotina le revy eto e.za zao hatramizay xxx foana no ampiasaiko nefa tsy mbola nanohina olona mihitsy ny voalazako.efa nisy teto période kely nanaovana hoe tsy mivoaka ny msg raha tsy misy pseudo fa tao ny nankasitraka tao ny tsy, kanefa hita fa samy ilaina avokoa ny hevitry ny roa tonta.Ka dia araho ny voalazan'i ...xxx hoe ny hevitra lazainy ihany raisina eee...
7. Fiffi ( 14/11/2006 06:09)
hihihihhi de iny miditra xxx daholo ny mpamaly ....:)
8. xxx ( 14/11/2006 07:42)
Hay!! remark kely: jereokosa fa ny mpiresaka eto dia ny oul mampiasa pseudo ary ireomihitsyaza no tena mpamelona ny serasera eto...sixx ho anareo reo avy aty amin'ny xxx club e..:lol:
9. Fiffi ( 14/11/2006 07:50)
10. xxx ( 14/11/2006 08:06)
hihihi, za ko zao hanao xxx ko! to mahafinaritra le izy :)
11. xxx ( 14/11/2006 10:11)

tena olana be nga ra tsy mamoaka ny ps-ny izy :?:

Misy ny fotoana te hihafina izy. Asa menatra , na hoe tsy te hampiseho masoandro ny fiainany kanefa manana olana tiana zaraina. ndraindray koa ny filazana ny marina atao "anonyme" mba tsy hisian'le fiheverana "subjective" zany hoe ra vao i rakoto na i rabe no mikozy d tonga d tsy rarahian'i rasoa noho ny antony maro, na hoe mety ho "fun" tsotra izao ny manala azy @ xxx ee.

Misy koa anefa fotoana, tsy d misy antony firy loatra ny hoe hiafenana ao @ xxx. Betsaka mintsy ny mampiseho ny ps-ny, ampisehony ny maha izy azy zay hoe zay no heviny...

Fahalalahana doly zany, ka hajao ny safidin'ilay olona. Ra toa ka tianao ho fantatra ilay izy d anontanio izy, mety azony atao ny mandefa hafatra manokana any aminao ra tena hitany fa mety aminy izay. Sinon, raiso ny heviny refa mahaliana sy mahasoa anao. Tsy ny ps no tena zava-dehibe matetika, fa ilay hevitra naposany...

xxx:-*
12. fanaina ( 14/11/2006 11:03)
ouiii tonga dia membres xxx mihintsy no tonga namaly!!
titis ny ahy anky tsy mampaninona ahy fa rehefa manaja ny ts'irairay fotsony izy na hanao xxx eo faona aza dia efa tsy blem ny @izay
13. mandrindra ( 14/11/2006 11:08)
safidy izany e
14. andry08 ( 14/11/2006 12:05)
Eny e! safidy nefa rehefa hanompa akolaka ny olona dia xxx no hampiasainy ary avy eo dia tsy sahy manazava akory hoe maninona? Na masiaka na manompa na tsara fanahy dia tokony hi-assumer daholo fa lasa zavatra hafa mihintsy ny resaka avy eo!:oops:
15. dailynews ( 14/11/2006 14:33)
ie, izaho aloha ry titis dia mampiasa ilay xxx: ny atony rehefa misy resaka momba ny fiainako tena manokana ary tsy dia ilain ny olona loatra ny mahafantatra hoe izaho satria heveriko fa ho tena manokana ilay olana anefa mba ilaiko ny mahafanatra ny hevitry ny namana eto dia afeniko ny ps ko. Ary izaho dia manana sary ato, ary betsaka ny olona izay mahita any rehetra any, eran izao tontolo izao mihitsy, ary tsy hialan ny olona iray izay tsy mahafantatra anao ireo. Koa noho izany dia mba ho fiarovako ny tenako amin ny resaka izay tsy azonao ferana ny fandraisan ny tsirairay azy dia ilaina ny mampiasa io. Tsy hoe mampiasa io foana kosa anefa amin ny fotoana rehetra satria mba ilain ny olona ihany koa mahafantatra hoe iza ilay miteny.
16. Fiffi ( 14/11/2006 18:53)
zany hoe : ilaina hiany ny fampiasana an'io xxx io rehefa tena ao @ hanilaina azy , saingy indraindray de tsy azo intsony fa na de mangataka recette aza de miafina xxx ! zany hoe safidiny moa io ka inona no azo hatao ?
17. fasaly ( 15/11/2006 06:43)
andry: raha manao xxx lay oul ka manompa ny sasany na manao vava ratsy ny sasany de toundé ho voafafa avy hatrany ny heviny ange e! sy ilay manao xxx nefa mi singé fasaly ohatra de tsy ekena koa io, zà kou alou mampiasa xxx refa mba tsy tiko ho fatatra hoe izà lay manoratra e! ohatra manoratra hevitra intime be ohatra:wink:
18. xxx ( 15/11/2006 10:49)
aleo hoe mba hianatra mampiasa xxx izany raha mahay na tsy:)
19. Aino ( 15/11/2006 10:50)
hihihihi nahay kosa kay aho ko!! hay ve mora no manao azy ity ka hitako no betraka ny xxx mivoaka eo ko!!
20. diamondra27 ( 15/11/2006 11:27)
titis: na de manao xxx aza nge de misy mahafantatra ihany hoe: iza io e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2733