xxx
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
22. fasaly
(
15/11/2006 12:34)
iƩ! misy mahafatantra fa tsy ny rehetra kosa fa ny mpinadraikitra iany:wink:
![](https://avatar.serasera.org/a0e5b20b0c4215f8d2baf9a56f5b7074.jpg)
23. Aino
(
16/11/2006 15:41)
ka raha ilay fomba firesaky ny sasany koa dia misy ihany nny hamatarana azy!!
raha sendra i salmo izao no manao xxx tonga dia mora fatatra:-D
raha sendra i salmo izao no manao xxx tonga dia mora fatatra:-D
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
24. xxx
(
16/11/2006 17:28)
Betsaka ny antony ry titis a. Zah zao matetika mampiasa ps ary mampiasa xxx koa fa manjary ery ambony be ny ps-ko ao amin'ny statistika dia tsy dia tiako :oops: Aza hitako zah ka ho bedin'ny admin amin'io :-D
![](https://avatar.serasera.org/5fe250f6fc5fb39ed7258111e6b86791.jpg)
25. titis
(
16/11/2006 19:43)
Hanky va re ka ny fampiasana xxx zany ato dia tena @ resaka hafa mihitsy ,misaotra anareo nanome hevitra fa dia tsy azoko mihitsy hoe inona no nanaovana hoe xxx,dia mba hanao xxx koa aho zany @ lohahevitra manaraka :wink:
![](https://avatar.serasera.org/5fe250f6fc5fb39ed7258111e6b86791.jpg)
26. titis
(
16/11/2006 19:53)
Sady zah ngah moa ry xxx eo ambonin'ny hevitry fanaina mbola tsy nanaja ny safidin'ny olona aoka hazava tsara ny lohahevitra fa fanazana no nangatahiko ary nilaza aho hoe tsy ok amin'io fa tsy azoko mihitsy ny antony fa tsy haiko ianao na mahay mamaky teny na tsia!
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
29. Fiffi
(
16/11/2006 21:38)
titis: ny tsy azo hatao fotsiny satria misy fitsipika de ny hoe : rehefa misy miditra mamaly dinika ka manao xxx de tsy azo hatao ny manisy sonia avy eo .
Ohatra hoe niditra xxx zah de namaly de manisy sonia ery ambany hoe F...io de tsy mety . :):-*:-*:-*
Ohatra hoe niditra xxx zah de namaly de manisy sonia ery ambany hoe F...io de tsy mety . :):-*:-*:-*
![](https://avatar.serasera.org/4c5589f99fcd82f387bb94d9df05fef6.jpg)
31. diamondra27
(
17/11/2006 07:38)
ka raha samy hanao xxx doly de aiza no amantarana oe xxx iza no mamaly na miteny
tsy aleo asiana hoe: xxx1 , xxx2 ... 'zany v
tsy aleo asiana hoe: xxx1 , xxx2 ... 'zany v
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
33. Fiffi
(
17/11/2006 20:33)
dailynews:hoe: raha misy mamaly dinika ka miditra xxx na miafina de tsy azo hatao ny manisy sonia @ ps avieo . Tsy tadidiko loatra le izy fa io no tena tsy afaka ato an-tsaiko :)
hay misy an izany fitsipika izany? inona marina aky no lazainy?