"Garantie"

1. fasaly ( 13/11/2006 17:36)
Mba toroy hevitra kely ry zareo a!
nividy appareil zà izay roa volana eo.....
misy garantie 1an ilay izy, dia lay mpivarotra efa nanafatra ahy tsara hoe charger-na maximum 12h ihany io, dia hadinoko ilay nanatsoaka azy fatafajanona efa ho 24h teo....tonga dia simba lay appareil , tsisy jiro mirehitra na ny iray aza....
dia ny hanotaniako dia izao, azoko hatao ihany ve ny mitondra lay appareil any am mpivarotra ??? satria matahotra aho sao vo gueule be any we hadisoanao ramatoa ity!!!!! dia ho rembourser ve?????:cry:
répondu par Fiffi le 09/01/2007 06:20
2. tywa68 ( 13/11/2006 17:48)
Ka tsy aleo ve mijery any ihany sao dia manaiky izy manolo azy (fa tsy tenenina kosa aloha hoe najanona 24H) ! Mety alainy réparation ilay izy na soloiny fa mety tsy rembourser-ny aloha ê !
3. fasaly ( 13/11/2006 17:57)
ka tonga de ho kobony eo raha jereny lay izy kou! we no charger-na plus ny 12h :?tsssss
4. Fiffi ( 13/11/2006 18:15)
fasaly: an3 kah ! tsy ho kobony zany ndry fa hento miverina any io de lazao azy fotsiny hoe narahandry tsara ny mode d'emploi ! efa tratran'io koa zah an ! téléphone le izy de hadinoko tao efa ho .....3 andro vao tadidiko tampoka hoe 24h fotsiny ...kanjo io zavatra nahazo andry io no niseho avy eo !
De nosolohiny de nolazainy hoe possible nisy défaut de fabrication le izy .
5. fasaly ( 13/11/2006 19:01)
ah ok! aky fiffi fa ça me ressure a! ka fone ihany kou io de....varina lotra zà de vao ampiasa azy de simba! zà mantsy matahotra hoe sao vôneno any fotsiny wain be any kou! mciiii aky a! entiko any kalou de hita eo e!:-*
6. Fiffi ( 13/11/2006 19:03)
fasaly: tondé azoko an-tsaina hiany hoe phole le izy satria tena tratran'io zah an!
7. fasaly ( 13/11/2006 19:31)
tssssss! zany kou refa varina lotra eto am forum e!:x:?:-D:-D:-D:-D:-D
8. Fiffi ( 13/11/2006 20:01)
:-D:-D:-D
9. andry08 ( 13/11/2006 20:33)
Sady tsy izay nolazain'ilay mpivarotra anie ny mahamety ny garantie fa izay voasoratra hoe 1 an e!
Ento any dia hosoloiny io .
10. Fiffi ( 13/11/2006 20:34)
11. Fiffi ( 13/11/2006 20:35)
(lasa tampoka le "i")

ié ! sady tsy ho hitany zany hoe hay najanona ora firy zany vao nalana io !
12. fasaly ( 13/11/2006 20:44)
andry 8 ka zà otran'ny bornée amlay hoe aza charger na olus de 12h de nanao betise de matahotsa ihany fa aleo ho etiko any e! lazaiko eo ny suite na bedy aho na tsia na remboruser na tsia:?
13. andry08 ( 13/11/2006 20:48)
Toy ilay lazain'i Fiffi akia an! Tsy afaka manaporofo an'io izy hoe nihoatra. Ny ahy nanondrana fa afaka 3 andro aza dia nosoloindrizareo hafa indray. Be dia be anie ny défaut de fabrication e!
Tsy olana io e!Aza matahotra fotsiny dia ento.
14. Fiffi ( 13/11/2006 21:01)
fasaly: heu....niantso namako technicien akia zah teo an ! de nolazaiko an'io izy ! de nilaza izy hoe "na de tafavela 48h eo aza io tsy manimba azy velively zany satria rehefa chargée le bat de hande ny phone , avy eo anefa hijanona ho chargé hiany foana io mandra-pahafatin'le phone ka tsy misy olana zany fa tena défaut de fabrication ! (logique be le hoe branché mandra-pahafatin'le phone sady mi-charge foana)
15. caprio ( 13/11/2006 22:48)
Fasaly:tsy dia mahay loatra izany mpivarotra zany fa ny appareil @izao fotoana efa tsy mitovy @taloha be tsony, fa na tafavela efatra andro ary iny tsy simba zany mintsy,satria refa feno ny charge dia mijanona automatique tsy mi-charge tsony iny raha tsy we ilay appareil t@ andron'i panjaka ireny angaha,dia tahaka an'i fasaly koa rehefa mihinam-bary ka voky dia mijanona ho azy ny tanana tsy mamahana intsony:lol::lol::lol:
16. vale ( 14/11/2006 00:08)
oay, ihihihi
fasaly: hoento any aky raha mbola tsy lany le fe-potoana de aza mody tenitenenina azy fotsiny:wink:..:-D:-D
17. Fiffi ( 14/11/2006 06:03)
manaova gaga be na hendrika somary malahelo hihihihih
18. fasaly ( 14/11/2006 06:40)
caprio: ka nafarany mitsy nge zà e! hoe pas plus de 12h ny fahanana lay izy , dia tsy azo fahanana raha tsy tena efa vide njay.....de tavela teo ary lay izy fa varina lotra ny tenako de vao hanokatra azy fa tsisy nin nin fa maizina beuh! tssssss tonga de tonga saina aho hoe njay lay izy......
19. fasaly ( 14/11/2006 06:41)
vale: ka raha tsy mety fa kobo eo ny terhy hoe mandainga hoe mitavozavoza ny miteny:?:-D:-D:-D
20. Fiffi ( 14/11/2006 06:59)
tsy ho kobo zany akia io fa manaova matotra beeee fotsiny ndry :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9239