"Garantie"
21. tywa68
(
14/11/2006 09:16)
Tsy mila miteny be hoa dia avereno any hoe ty ny garantie sy ny ticket de caisse ! mandainga kely anie izany ê hihihih ! :lol: Manahirana aloha ilay hoe mandainga fa asory an'eritreritra ilay hoe natsatoka 24h hihii !
22. andry08
(
14/11/2006 11:42)
fasaly ô! Efa hoe mety io, izany anie no nanaovandrizareo ny garantie e!
Tsy ny ora nanaovanao chargement na ny inona fa na dia 2 volana aza dia tsy misy olana.
Rehefa tsy mandeha dia tsy mandeha ka tokony ho soloina ary mbola ao anaty garantie akia an!
Aza matahotra izany e! Tsy hoe mandainga anie indry fa tena maty ilay resaka e! Dia ento fa mila soloina.
Ne te pose pas des questions!
Tsy ny ora nanaovanao chargement na ny inona fa na dia 2 volana aza dia tsy misy olana.
Rehefa tsy mandeha dia tsy mandeha ka tokony ho soloina ary mbola ao anaty garantie akia an!
Aza matahotra izany e! Tsy hoe mandainga anie indry fa tena maty ilay resaka e! Dia ento fa mila soloina.
Ne te pose pas des questions!
23. ratonga
(
14/11/2006 11:53)
fasaly: nenà aza adino tao am-pôsy dé lasa tany anaty masinalavé, dé novoaika lé izy dé nésoriko fotsiny ny buée, nofafana tsara, namainana t@ sèche ch dé nolazaiko fotsiny wé tsy nandé tampoka tsotry zao fa ahona :-w:-w dé nosoloiny vao²
24. fasaly
(
14/11/2006 17:40)
:°):°):°)ary fetry beuh! i ratongazany konou!:wink:
ary zà ihany zany no kanosa fa aleo hiverenako any aza rey ry zareo a! in tokou no maha garantie azyn , ny an'oul aza mou ny fiara fanahy iniana sombaina mba ho remboursern'ny assruance kou!:cry:
ary zà ihany zany no kanosa fa aleo hiverenako any aza rey ry zareo a! in tokou no maha garantie azyn , ny an'oul aza mou ny fiara fanahy iniana sombaina mba ho remboursern'ny assruance kou!:cry:
25. Fiffi
(
14/11/2006 18:29)
tsy misy fetsy be zany akia an ! ndry fotsiny no matahotra fa aza matahotra @ zany ! raha ohatra hoe zavatra efa 9 volana nga de mba hoe hisy ....zavatra ! fa io vao 2 volana akia fa mandehany an !
26. fasaly
(
14/11/2006 18:59)
ok fiffi: hande aho ka! tena hande amzay tsy hangatakandro tsony:-*:-* misaotra anareo rehetra e!:-*:-*
27. ratonga
(
14/11/2006 22:19)
marina mitsy ny an'i Fiffi odivo fanina fotsiny rà bé fanotanina, dé aza adino ny mitantara ny tohiny:wink:
32. fasaly
(
18/11/2006 22:43)
ok! nan aiky nanamboatra anlay fone ry zareo e! de zay zany kou! hohita eo! zà nanatena hahazo vaovao jojopile njay!:?:oops:
33. tisera
(
19/11/2006 07:09)
:lol: mba namboariny aza aloha koa! rehefa tena tsy mety ve moa aorian'ny fanamboarana azy tsy mba homeny ilay jojopila !
35. fasaly
(
19/11/2006 18:19)
:-D:-D:-D:-Dfiffi: zà efa nanomana kozy be mitsy sady vonona tsara ny hampiresaka:-D efa vonona tam tts garantie hoe hahazo fone vaovao nefa tsssss:x tsy nahomby ny tetika:?
36. Fiffi
(
19/11/2006 18:33)
heu....andraso aloha fa raha toa ka tena nanimba an'le phone le izy de ahazo vao2 ndry kah !
37. niryna
(
08/01/2007 03:48)
Araky ny andro nomeny io garantie io no mety hamerenany na tsia fa matetika dia fotoana fohy ihany koa hoeto miverina ny ttsy nividiananao azy ka manandrama aloha.
38. fasaly
(
08/01/2007 06:48)
un an ny garantie ka! fa efa netiko niverina fa namborina fotsiny de vita fa tsy nanome vaovao zareo:?
39. Fiffi
(
09/01/2007 06:20)
shhhhh.....mba radin koh zany mpivarotra zany an ! fa mandeha tsara ve aloha le izy ?