Inona no maha-samihafa azy?

1. aigredoux ( 13/11/2006 11:00)
Inona no maha-samihafa ny olona mianjera avy eny ambony rihana voalohany( 1er etage) sy ny mianjera avy eny ambony rihana faha-enina(6eme etage)?
répondu par Fiffi le 30/11/2006 18:02
2. caprio ( 13/11/2006 11:43)
ilay mianjera eny @1er dia tapaka ny tanany,ary ilay eny @6eme dia vaky ny lohany:lol::lol::lol::lol:
3. booboo ( 13/11/2006 11:48)
Caprio > :-D
4. tslem ( 13/11/2006 12:14)
poika, lé avy eny amy rihana vôlohany mbola azo entina any @ hopitaly fa lé avy any @ rihana faha enina tonga d any anjanahary=)) =)) =))
5. aigredoux ( 13/11/2006 12:20)
Poooika, mbola diso daolo fa tadiavo tsara aloha:D
6. ari.malala ( 13/11/2006 12:42)
le etage nianjerany ny iray premier de ny iray 6è :-D:-D:-D:-D
7. mandrindra ( 13/11/2006 13:08)
ilay nitsambikina avy eo amin'ny rihana 1 dia olona nitsoaka satria tonga ny tompombady. ilay avy eny amin'ny rihina faha-6 dia olona namono tena fa resy tanteraka.
8. lapino ( 13/11/2006 13:12)
Ny avy eo amin'ny rihana voalohany dia lehilahy, fa ny avy eo amin'ny rihana faha-6 dia vehivavy :roll::-P
9. kala ( 13/11/2006 14:22)
:-D:-D:-D

lay eo amin'ny rihana voalohany midoboka vao mipffff :?:

lay eny amin'ny rihana faha enina mana pfffff, vao midoboka

:wink:

lapino > taiza foana
10. lapino ( 13/11/2006 14:46)
kala:
lapino > taiza foana
Tao amin'ny 4è etage, fa aza de masiaka moa e :wink::-*
11. kala ( 13/11/2006 15:14)
zà ngah masiaka? :oops::oops::oops: nalahelo fotsiny ka :-*:-*:-*:-*

zà aty @ RDC zao :wink:

:-D :-D :-D :-D
12. lapino ( 13/11/2006 17:01)
Ao fa tsy masiaka ary e! :-*:-*:-*
Ary ohatra ny ahoana hono ny mianjera avy any amin'ny RDC ?
13. tslem ( 13/11/2006 17:21)
tena touramé ah marina mafy =)) =)) =)) =)) =)) =))lasa tsy tadidiko hatramy lé valiny saika nteneniko
14. booboo ( 13/11/2006 18:07)
15. sonwin ( 13/11/2006 18:15)
aigredoux:

Inona no maha-samihafa ny olona mianjera avy eny ambony rihana voalohany( 1er etage) sy ny mianjera avy eny ambony rihana faha-enina(6eme etage)?


Ilay nianjera avy amin rihana voalohany accident.
Ilay avy eny amin rihana faha-6 namono tena.
16. fanaina ( 13/11/2006 18:24)
le eny @6eme mbola afaka mihorakoraka ela be mandra pahatongany ety ambany noho ny 1er fa vao miora ka hoe aaaaaaa. dia douuu.:-D
17. bilakarenjy ( 13/11/2006 19:13)
misaotra anao ry aigredoux nametraka ny fanontaniana :

tena tsy mitovy kosa aloha ny fianjeran avy eny @ rihana voalohany sy ny rihana faha enina e!

Ary misy mahasamy hafa azy mihitsy .:-@:-@:-@:-@:-@:roll::roll::roll::roll:,.....izay moa e!8O8O8O8O8O:-w:-w:-w:-w:-w:roll::roll::roll::roll::-@:-@:-@:-@:-@

18. totofy ( 13/11/2006 20:07)
ilay mianjera avy eo amin' ny 1er étage manao hoe mamannn dé tok8O
ilay avy eny amin' ny 6è indray mamannnnnnn mattttyyyy aaaahhhooooo dé tok:-D:-D8O
19. dailynews ( 13/11/2006 20:11)
aigredoux:

Inona no maha-samihafa ny olona mianjera avy eny ambony rihana voalohany( 1er etage) sy ny mianjera avy eny ambony rihana faha-enina(6eme etage)?



Ny mahasamihafa azy dia izao: ny iray nianjera avy any amin ny 1er etage; ny iray kosa nianjera avy any amin ny 6e etage.
lazao kosa raha tsy izay....:wink:
20. caprio ( 13/11/2006 22:59)
valio @izay ranga fa ela loatra a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0572