Inona no maha-samihafa azy?
21. Mike
(
14/11/2006 06:46)
ny mahasamihafa azy dia ilay nianjera avy eo @1er etage efa nidoboka vao manao we aaaaaaaahhhhhhhhh, fa ilay teny @6eme etage nanao we aaaaaahhhhhhhhhhh vao nidoboka, sa tsy zay?
22. tslem
(
14/11/2006 09:07)
le avy any @ 6ème nahavita rainay zay any andanitra hatram farany fa lé avy ao @ premera tonga d AMEN
23. Mmamisoa
(
14/11/2006 09:34)
Lé avy eny @ 6ème nahavita ny "Jesosy ô!! ampio aho...... vonjeo aho.... mamelà ny heloko raha ho faty.......) fa ny teo @ 1er kous "Kay leliké!! saiky maty aho!!..... gravy bé iny fitontonana ray iny...)
24. Imahaka
(
14/11/2006 09:48)
Ny maha-samihafa azy ny iray maty ny iray tapaka fotsiny
Ary valio amizay ry marikivimalefaka fa ela an :-w
Ary valio amizay ry marikivimalefaka fa ela an :-w
25. aigredoux
(
14/11/2006 10:32)
=))=))=))Tena nahitana karazam-baliny mintsy izy zany an! Fa nisy betsaka kosa ny nahita valiny marina ka=D=D
-Ilay nianjera avy eny @ 1er etage manao oe: KDOU!!! AAAAAHHHHHHHH!!!
-Ilay nianjera avy any @ 6eme etage kosa manao oe: AAAAAHHHHHH!!! KDOU!!!!
Vita tompoko!:oops::oops:
Ilay valin-tenin'i Mandrindra koa dia hafa an:D

28. totofy
(
14/11/2006 20:03)
=))=))=))=))=))=))=))
finalement samy mahazo KDOU = Cadeau zany ... fa ny iray avant ny iray après
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
-Ilay nianjera avy eny @ 1er etage manao oe: KDOU!!! AAAAAHHHHHHHH!!!
-Ilay nianjera avy any @ 6eme etage kosa manao oe: AAAAAHHHHHH!!! KDOU!!!!
finalement samy mahazo KDOU = Cadeau zany ... fa ny iray avant ny iray après
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
30. MTN
(
15/11/2006 21:13)
aigredoux:
-Ilay nianjera avy eny @ 1er etage manao oe: KDOU!!! AAAAAHHHHHHHH!!!
-Ilay nianjera avy any @ 6eme etage kosa manao oe: AAAAAHHHHHH!!! KDOU!!!!
ny iray aiiiiiiiiiiiiiigre-Doux
dia ny iray Doux-aiiiiiiiiiiiiiiigre
31. Bakobako2
(
25/11/2006 15:30)
Marikivimalefaka :-D :-D :-D tsy ratsy lay anarany toin an!
Merci fa tena tapatapaka mintsiny ny tsiiiiiinayyy.=))=))=))=))=))=))=))
Merci fa tena tapatapaka mintsiny ny tsiiiiiinayyy.=))=))=))=))=))=))=))