Losogno anao
1. Geomer
(
13/11/2006 10:19)
Miarahaba anareo ary misaotra anareo sahady.
Mba miangavy anareo mba handefa aty amiko ity tononkira ity : Losogno anao
Hira efa elaela izio ary i Jhon Betoto no nihira azy.
Dia misaotra sy manantena anareo e ! Geomer.
Mba miangavy anareo mba handefa aty amiko ity tononkira ity : Losogno anao
Hira efa elaela izio ary i Jhon Betoto no nihira azy.
Dia misaotra sy manantena anareo e ! Geomer.
répondu par Lejim le 15/11/2006 00:16
4. Lejim
(
13/11/2006 13:42)
Losogno anao,
Nandeha tsy nimpody e
Zaho raika foagna ato ie
Tsy tafandry e isan'aligna e
Mahatsiaro ny fotoagna a
Niarahagna tato e
Kao nisy notiaviko e
Donko ana
Ny elanelan-tany
Aza atao mahaketraka e
Aminao lalan-dava
Ny eritreritry e
Aza adigno fa ato e
Misy olo tianao o o
Farahafaharatsiny e,
Taratasy alefaso o
Fagnenjehagna atao atsika aro
Tsy ahoako o
Malaigna ny malaigna e
Tsy mampagnino o
Ny losogno zahavo
Niarahantsika igny e
Kao nisy tsy foiky e
Donko ana
(Mety misy diso ireo satria izay tao aneritreritro tao no nadikako ho anao)
Nandeha tsy nimpody e
Zaho raika foagna ato ie
Tsy tafandry e isan'aligna e
Mahatsiaro ny fotoagna a
Niarahagna tato e
Kao nisy notiaviko e
Donko ana
Ny elanelan-tany
Aza atao mahaketraka e
Aminao lalan-dava
Ny eritreritry e
Aza adigno fa ato e
Misy olo tianao o o
Farahafaharatsiny e,
Taratasy alefaso o
Fagnenjehagna atao atsika aro
Tsy ahoako o
Malaigna ny malaigna e
Tsy mampagnino o
Ny losogno zahavo
Niarahantsika igny e
Kao nisy tsy foiky e
Donko ana
(Mety misy diso ireo satria izay tao aneritreritro tao no nadikako ho anao)
5. Geomer
(
14/11/2006 21:40)
Misaotra anao betsaka nandefa ny tonon'ny hira Losogno anao. Mirary soa be dia be ho anao.
