raha ny kolikoly rehetra any

1. bazylou ( 12/11/2006 12:57)
ambadika nolazaina eto dia tsy ampy ny site , aiza koa no misy mpampianatra hoforsena ho tim raha tsy izany tsy mahazo solde!!
répondu par fiaritiana le 13/11/2006 16:51
2. fiaritiana ( 12/11/2006 13:48)
marary saina!!:roll:
3. isrine ( 12/11/2006 13:51)
Hafa indray koa izay ry Bazylou. Tsy olana izany fa rehefa mifidy izy de tsy mifidy ny TIM de zay, safidiny izy samirery izay, izay no politika anatin'ny politika e.
4. isrine ( 12/11/2006 13:52)
Hita wa ry fiaritiana.
5. xxx ( 12/11/2006 18:03)
fiaritiana:

marary saina!!:roll:



Fa nahoana no hoe marary saina????? izany anie ny zava misy eto e!!!! dia ho afenina ve???? ianareo any ivelany anie tsy mahita ny fahorian'ny mpampianatra aty e.....terena hijanona tsy hampianatra fa hamonjy lanonan'ny tim fanabeazana hono izany ve dia rariny???
6. kitjo ( 12/11/2006 18:17)
zarany aza misy lanonana..hahaha...mety kaly gratos zany an!hahahha

vazivazy ray an-dalana e!

any anaty isoloir iany manao fotoana e..lany andro ra himenomenona eo fts...

zany v d afenina hoy ianao nefa enao aza manao xxx
7. fiaritiana ( 13/11/2006 16:51)
marary saina @ fanaratsiana sy ny fimenomenomana ka!!anga raha aty ivelany dé tsy manaraka ny zava misy, efa trô ny fankahalanareo8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.075