raciste ao france gasy/gasy
1. xxx
(
10/11/2006 16:52)
Milaza isika fa raciste ny frantsay kanefa tonga mitsidika ao france koa ny gasy, maninona mandositra sy miavonavona ireo gasy taratasy maromaro?
Efa fiainana hiainan'ny zanak'olombelona io miseho azy ho ambony daholo ka any amin'ny havonavona sy fanavakavahana olona no anehoana azy. Ra mitovy ihany na vazaha na gasy na komoriana na koreana. Ny hodi-tava fotsiny no misy hoe fotsy, na maity fa ny ra dia mena daholo. Izay toerana alehan-tsika dia misy daholo na italiana,na jiosy, na frantsay tsy ireo ihany fa na gasy ao frantsa aza dia hitan'ny masonay mihitsy ary raha nifanena tamin'ny olona efa ho folo, dia lehilahy iray ihany no nifampiarahaba anay. Hoy ny fianakaviana izay mipetraka ao hoe heveriny ho mpifindra monina hono ny gasy vahiny ka tonga dia hiavonavonany.Izay no anisany iray saingy izay fiarahabana ve dia hitondrana ilay gasy vahiny hody any an-tranony? Na ny zanan'ny gasy aza ao tsy am-pianarany teny gasy fa lasa baribarianina hono dia jereo amin'izany ny toetran'ireo gasy sasany monina ao kanefa anie vazaha taratasy fontsiny ihany e.

répondu par xxx le 14/01/2007 17:50
2. booboo
(
10/11/2006 16:56)
:)...tsy rarahina aby zany satria tsy manakana ny fiainana tsy hitohy. Raha hitanao fa tsy mety ny ataon'ny sasany dia aza manao ôtra zany @ hafa fotsiny dé zay e...la terre mihodina ihany
4. xxx
(
10/11/2006 17:09)
Miankina amin'ny tsirairay io,ary ny frantsay manavaka dia hitovizana ny hafa ihany ary tsy gasy ihany no tsy tiany, ny malagasy dia mila fanovan-tsaina ireo gasy ao fa na tonga aty amin-tsika anie ary izy tsy mety miteny gasy e, na mahay aza. Porofo izany fa ny sainy mihitsy no voaloto. Ny olon-dehibe no tokony hampianatra ny ankizy ahalala-fomba ka tsy handositra na hiavonavona ny mpiray tanindrazana aminy. Raha tsy omenao azy koa anie ny adiresinao tsy ho any an-tranonao mihitsy izy e. Mampalahelo ary tokony hialana ny fiavonavonana sy ny fitsoahana ny gasy samy gasy fa tsy fantatrao koa anie na gasy avy aiza na avy aiza ireo mpitsidika ao frantsa ireo. Ampianarano ny ankizy tsy mba hanana fahakalana fa izay ataon'ny rar ihany no ataony!
5. xxx
(
10/11/2006 17:14)
Dinidinika ahasoa ny tsirairy ity ,ny aza manao ny ataon'ny hafa dia mety ,fa sosokevitra no mba tadiavina, soa ihany fa mba misy roa na telo mbola mitana ny valala iray hafanapahana ka manome hery ny gasy handray azy ireo, tsiky kely fontsiny anie dia ampy e fa tsy ny mihodina ny loha dia mody manao tsy mahita.
6. Zina
(
10/11/2006 18:39)
ity aloha misy zavatra tena mahagaga ahy mihitsy rehefa gasy e...
Misy ny panao parasite
Misy ny tia-tena rehefa mba avy nampiana dia mody tsy mahalala anao intsony
Misy ny olona indray rehefa mba nipetraka tao aminao ka nahita ny fiainanao lasa atao gazety any @ olon-kafa.
Za aloha dia efa reraka ny manampy no sady efa voa ka tsy ataoko intsony...
Mampalahelo ilay fisainana fa dia izay e...

7. andry08
(
10/11/2006 19:26)
ô ry reto an! Aty aminay tsy mifanena amina gasy aho na ny iray aza raha tsy hoe in-1 mandeha isaky ny 3 taona ka mahagaga ahy izany fa ny nahitako gasy farany dia tany espagne nefa dia niresaka izahay.
Fa na ao Antanananarivo aza na any @ toerana hafa ve dia hihodinanana sy hojerena daholo ny olona rehetra ? Tao paris aho t@ mois d'aout ary nitsiky t@ vehivavy toa gasy nefa nangaina fa sinoa very lalana ilay izy ary nanontany ny ligne de métro tokony ho raisiny. Fa angaha misoratra eny @ handrina hoe gasy ny olona e!:?:

8. fijo
(
10/11/2006 22:00)
samy marina daholo na io voalazan'i zina io ,na iry tantarain'i XXXX;ary samy mampalahelo ireo
10. vale
(
11/11/2006 08:21)
xxx:xxx: anjekaky oohhhh, izany olona tsy tia miteny ny fiteniny izany le ohatra ny valalan'amboa, ka ny tenany aza tsy tia koa ataon'ny hafa ahoana ny hitia azy, vendrànah:lol:!! hihihihi!
Miankina amin'ny tsirairay io,ary ny frantsay manavaka dia hitovizana ny hafa ihany ary tsy gasy ihany no tsy tiany, ny malagasy dia mila fanovan-tsaina ireo gasy ao fa na tonga aty amin-tsika anie ary izy tsy mety miteny gasy e, na mahay aza. Porofo izany fa ny sainy mihitsy no voaloto. Ny olon-dehibe no tokony hampianatra ny ankizy ahalala-fomba ka tsy handositra na hiavonavona ny mpiray tanindrazana aminy. Raha tsy omenao azy koa anie ny adiresinao tsy ho any an-tranonao mihitsy izy e. Mampalahelo ary tokony hialana ny fiavonavonana sy ny fitsoahana ny gasy samy gasy fa tsy fantatrao koa anie na gasy avy aiza na avy aiza ireo mpitsidika ao frantsa ireo. Ampianarano ny ankizy tsy mba hanana fahakalana fa izay ataon'ny rar ihany no ataony!
...;ka ny olona tsy mahay ny fitenin-drazany aza efa malahelo sy menamenatra ery koa izy indray hono no tsy hety hiteny ny fiteniny, hummmmmmmmmmmm^^
11. sipagasy
(
11/11/2006 16:58)
mmhhhh mahagaga e!!!!!! izay ilay atao hoe ny tapany ihany no mitobaka e!!!!! aza rarahiana izy e!!!! ny fiainanao atao izay mahasoa azy fa avelao izay tsy hifampiarahaba any tsy hifampiarahaba, fa ny ankizy kosa mba tariho à lalana stara e!!!! misy takelak'i helisoa moa sa iza re ity anarany e!!! tena tsara tokoa ho an'ny ankizy hianarana teny malagasy afaka manome hevitra ahy koa ianao hanohizako ny efa natomboko ao @ http://www.sipagasy.tkhttp://
izay e! misaotra antsika
izay e! misaotra antsika
12. tywa68
(
11/11/2006 18:41)
Zina:
Misy ny panao parasite
Misy ny tia-tena rehefa mba avy nampiana dia mody tsy mahalala anao intsony
Misy ny olona indray rehefa mba nipetraka tao aminao ka nahita ny fiainanao lasa atao gazety any @ olon-kafa.
Marina mihitsy ireo voalazan'i Zina ireo ! ary zany mihitsy no mahatonga ny méfiance, na tsy dia te-halala loatra satria tena efa nahita loatra !
fa tsy hoe racisme izany !
13. mirambola
(
11/11/2006 20:16)
:roll:otrany maheha b zany resaka zany
betsaka ny olona milaza n io
fa mety ny pourcentage ny gasy raciste ao fr no betsaka dia lasa afangaro ao doly na ny tsy manao zany aza
mapalahelo tokotrany za hoe gasy tsy mahay ny fiteniny sy menatra miteny ny fiteniny za
fa samy manana ny tiany ny olona ka ny tsiray2 no malala zay mahapety azy:roll:

14. Fiffi
(
11/11/2006 20:58)
Ny zavatra tsy azoko indray de zao :
-Fa maninona no lazaina hoe raciste ?? raha tsy nety niresaka ve le olona na nitodihany loha de lazaina hoe raciste zany ? sao kosa ary atao hoe Havonavona ? fa tsy Raciste ? ary raha nifanena tamin'ny olona efa ho folo, dia lehilahy iray ihany no nifampiarahaba anay.asa raha io voalazan'i xxx io no hatao hoe raciste na havonavona . Tena misy maha-samy hafa azy mihintsy manko ny hatao hoe raciste sy miavonavona an!
15. Fiffi
(
11/11/2006 21:01)
xxx:raha io nolazain'i xxx io manko zao de fihavonavonana io . Fa inona ary le hoe "raciste ao france gasy/gasy" ?
ary raha nifanena tamin'ny olona efa ho folo, dia lehilahy iray ihany no nifampiarahaba anay.
16. Zina
(
11/11/2006 23:49)
Samy gasy ve dia ho raciste e tsy marina izany ary adala izay manisy racisme entre samy gasy fa izao fotsiny aleo mipetrapetraka, miarahaba sy mitsiky dia izay ihany...
17. vale
(
12/11/2006 00:26)
...toa fiavonana ny fijeriko ilay izy koa aloha e, racista ahoana moa, hoe resaka volon-koditra izany, ny maintsy tsy tia ny fotsy, ny fotsy tsy tia ny mainty ve?:roll:...ny matetika hitako dia misy ny miseho milay dia miavona @ sasany, ary raha za manokana indray aloha an, de indray2 misalasala ihany mamantatra hoe gasy ve iny olona iny? tsy fantatra intsony anie aty fa be ny vahiny dia ao ny mitovy2 @ créoles ohatra, ao ny ohatry ny afrikana mihintsy, ao ny ohatra ny sinoa, ny matetika hitako dia ohatry ny philipinnes na koa vietnamiens,na cambodgiens, ka indray2 ny a, de henoko aloha ny firesany, raha irery le olona de raha mampiahy2 ahy de jereko tsara fotsiny de somary itsikiko de lasa za! hihi..
misy indray raha mahita lavitra de manao le signal iny e: telo ariary roa ny poma" iny tonga de kôpy enao zay fa misy gasy misioka any,hihi ! ...:^)
18. tisera
(
12/11/2006 12:38)
:) sioka sy tsiky dia ampy izany mba ialana @ ilay fiavonavona é! fa na izany aza ny ahy ny tena mbola mampalahelo ahy indrindra any dago dia mbola misy ihany kosa ny olona sasany tena mankahala ny hafa fiaviana aminy ( ohatra : merina sy tanindrana, na dia ny volo ngita sy tsotra aza mantsy dia atao resabe sns.... Nisy vazaha namanay izay indray andro tena nanontany anay mihitsy (izaho tso-bolo mana-namana avy ny Diego somary mainty noho izaho ary ngita volo kokoa)hoe :supposons que vous êtes mari et femme; est-il vrai que vous seriez mal vus par vos compatriotes? dia tena lasa lavabe moa ny adi-hevitra t@ izay é! Fa tena mbola misy kely ihany io racisme entre gasy / gasy io an! ny mampalahelo dia hatrany am-piangonana avy aza misy an'io : hoe fiangonan'ny izao (mainty ) ity na fiangonan'ny fotsy ohatra ....
20. Fiffi
(
12/11/2006 14:05)
tisera:any dago ve akia no misy an'zany ? :roll: any amerika no nahitako an'zany ! fa raha any dago kosa .....
hatrany am-piangonana avy aza misy an'io : hoe fiangonan'ny izao (mainty ) ity na fiangonan'ny fotsy ohatra ....