raciste ao france gasy/gasy

21. sipagasy ( 12/11/2006 15:46)
diso hevitra injy ry Fiffi fa aty frantsa mihintsy no misy izany @ samy ao am-piangonana....... mampalahelo e!!!
22. Fiffi ( 12/11/2006 16:22)
sipagasy: mampalahelo toaka raha misy an'zany an! fa ny tiako lazaina de hoe any Dago koa ve misy an'zany ?
23. vale ( 12/11/2006 17:09)
sipagasy: any am-piangonana?8O,:lol:...:^)
24. dailynews ( 12/11/2006 19:19)
tena tsy mety tokoa izany. saingy izao.
Fa maninona moa ny gasy izany no tsy maintsy hifampiarahaba sa fomba ntsika izany? ( tsy contre aho an fa fomba tsara be izany raha vita )
fa mahita ihany koa anie aho sinoa be dia be eto, tsy misy mifampiarahaba izany intsony e.
ny fahitako azy..angamba hoa an..izaho tsy mipetraka any frantsa ka hoe mahalala no ho nareo any...mety hoe betsaka be ve ny gasy any dia lasa tahaka ny hoe gasy hafa indray fotsiny iny tahaka ireo sinoa na karazan olonkafa be dia be mifankahita eto..tsy misy taitra izany intsony hoe...oay iny misy sinoa dia hoe NI HAO (manao ahoana amin ny teny sinoa ):D
25. sipagasy ( 12/11/2006 20:26)
vale:

sipagasy: any am-piangonana?8O,:lol:...:^)



eh ouiiiii, eny tompoko, mahavariana anao e!!!!! mba mandehana anie any e!!! dia diniho tsara @ saina tsy miangatra ny zavatra hitanao sy tsapanao any.
26. Fiffi ( 12/11/2006 21:15)
anjekaky ooo :{:{:{
27. tisera ( 16/11/2006 08:13)
:(:? efa voavalin'ny sipagasy fa dia tena mampalahelo tokoa io é ! Teto Frantsa tena nisy fiangonana (gasy an!) nikorontana satria mifanenjika am-pitoerana ao fa tsy mahay mifanakalo sy mifanazava hevitra dia avy eo lasa be dia be ny olona tsy tonga miangona intsony satria hono hoe lasa "ny mainty " (olona avy anindrana sy somary mainty fihodirana kokoa sady ngita volo)indray no manjaka! Ny any madagasikara aloha tsy dia haiko loatra fa ny any indray dia racisme @ harena no hita any am-piangonana : ny fiangonan'ny ray aman-drenin'ny vadiko izao dia tena manao zanak'ikalahafa mihitsy ireo olona sahirankirana fa rizareo bebe vola ihany no mahazo laka hany ka raha vao mba te-hanampy na hampiditra ireo sahirana azy ny pasteur dia miala any ny fanonganana .
28. Fiffi ( 16/11/2006 10:51)
nefa de any am-piangonana.....
29. zandrikely ( 17/11/2006 21:14)
mampalahelo ilay toetsaina e , tena ny tapany ihany marina no mikobana an
xxx : marina zany , fa enao tsy afaka hiditra any anaty lohan'ny sasany e , ohatra fotsiny eny @ aeroport zany , bon arabaina izy fa soa ihany fa gratuit ilay manao ahoana ooooo
tisera : hatrany ampiangonana avy ve ko
aleo hiavona zay hiavona e , tsy ho aiza eto anie e
30. fijo ( 17/11/2006 22:04)
aza diso kosa nareo ry zareo fa "FIANGONANA" anie no resahana eto e.tsy misy resaka vavaka ao fa miangonangona fotsiny.ka mazava hoazy ,fa rehefa miangonangona ao,dia izay mitovitovy ihany no hifanaraka
31. xxx ( 18/11/2006 03:54)
Efa mba nandalo tao amerika ihany aho ary fiangonana maromaro no nandalovako fa feno olona mifangaro. Gaga aho raha naheno hoe misy mpanavaka. Misy mitovy amin-tsika gasy aloha hoe misy ny mainty sy ny fotsy e araky ny province misy anao. Toy ny eny andrefana ambony dia feno fotsy ary na ny trano sy ny zavatra amidiny aza dia tsy takatry ny mainty. Ny eny amin'ny faritra antsinana atsimo kosa dia faritra nandevozina ka feno ny fiangonana ary mifangaro ao daholo ny maity sy fotsy na dia vitsy aza ny fotsy,tsy hita izany fanavahana ao am-piangonana izany. Avadiko kely anie ry reto ny resaka fa amerikana no be mpivavaka indrindra eraky zao tontolo izao na firenena manankarena aza izy. Hitanao mihitsy izany hoe misy fanahy masina milatsaka izany sy manala devoly ary olona sitrana.Enga anie ka mba ho toy izany ny aty amin-tsika fa tena mahafinaritra ery ny niangona.Mino aho fa matoa misy havonavona ao am-pon'ny olona sasany dia mbola tsy nandray an'i Jesosy ho mpanavotra azy izy ka aza omena tsiny e.Andao resaka hafa indray no hifampiadian-kevitra fa lany rora eo isika,mbola tsy tonga ny androny hamonjena sy hiovany ka izany no mahatonga azy hiavona sy hanao izay tsy tokony hatao.
32. Fiffi ( 18/11/2006 13:35)
xxx:
Efa mba nandalo tao amerika ihany aho ary fiangonana maromaro no nandalovako fa feno olona mifangaro. Gaga aho raha naheno hoe misy mpanavaka.
ahoana koa zany ? :roll:


33. tisera ( 19/11/2006 07:07)
:) dia ampy hialana amin'ity resaka racisme ity !
34. Fiffi ( 21/11/2006 07:04)
35. sipagasy ( 21/11/2006 17:19)
fijo:

aza diso kosa nareo ry zareo fa "FIANGONANA" anie no resahana eto e.tsy misy resaka vavaka ao fa miangonangona fotsiny.ka mazava hoazy ,fa rehefa miangonangona ao,dia izay mitovitovy ihany no hifanaraka



hihihihhi maitre fijo tena marina tokoa ny teninao kaleeeeeee raha hivavaka tsy misy hijery arina an-tava izany tokoa fa tena miangonangona fotsiny kay ry zareo kleeeeee hihihi hoy tokoa moa ilay hira izay hoe ... vavaka mihambahamba....ny hijery tovolahy sy tovovavy...... no diany any am-piangonana..... ka izany tokoa ve no mivavaka annn hihihihih;-)
36. Fiffi ( 22/11/2006 14:47)
maitra fijo ôooo ! mba jereo kely hono ao @ hoy ny gazety fa misy dinika tena mahaliana be anao ao an !
37. xxx ( 25/11/2006 05:50)
Raciste gasy/gasy no resahina dia nisy nampiditra ny fiangonana ,dia nisy niteny ny tany amerika hoy ilay olona dia be mpanavaka, dia mba notantaraiko anareo ny zavatra hitako tany fa mifangaro ny olona miangona ary ny mainty hoditra no tena betsaka miangona sy miova betsaka indrindra, angamba amin'izy mbola betsaka mahantra dia mitady vonjy betsaka fa na izany aza misy fotsy maro miangona ihany arakaraky ny toerana hipetrahany, tsy misy hoe amerikana mitokana izany intsony fa efa mifangaro daholo ny olona atao hoe amerikana. Ka io no nahatonga ahy nanipy teny kely.
38. Zina ( 27/11/2006 22:37)
na aiza na aiza mixte daholo ny any @ fiangonana.
raha samy gasy no tsy hifanaraka dia zava-doza mihitsy
39. niryna ( 08/01/2007 03:45)
Ahoana raha tsy mijery iny izy dia misioka kely na mihirahira angamba ilay gasy mihomehy rehefa lasa alavitra :D
40. xxx ( 14/01/2007 17:50)
[quote=dailynews]
([tena tsy mety tokoa izany. saingy izao.
Fa maninona moa ny gasy izany no tsy maintsy hifampiarahaba sa fomba ntsika izany? ]
Mandeha ho azy izany,mandalo toerana mahita olona avy aty amintsika,satria vitsy isika.Ny sinoa raharahiny inona,maro izy saingy mahay miaraka

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0897