loko
8. kelly13
(
08/11/2006 16:20)
petits re fa mba diso tsipelina e!
i simplex no nahita ny valiny fa nareo tsy mba nieritreritre
les petis poissons rouges
i simplex no nahita ny valiny fa nareo tsy mba nieritreritre
les petis poissons rouges
10. tenagasy
(
08/11/2006 19:09)
natelinao kosa le feo mena eh( son rouge)! tena nataonao teli-moka mihitsy! Hitako no lasa kely 13° no sisa hitanao kay saiky kofina ianao!
12. kala
(
10/11/2006 13:52)
:-D:-D:-D
nareo ve efa sendra zazakely, le mbola tsy mianatra reny fa efa mbô mahay dia anontaniana hoe
"inona no lokon'ity" (atao hoe mena ilay zvt)
rouge rouge
na
bleu bleu
ka misy reo mampiana-diso ka!!=))=))=))=))

13. aigredoux
(
10/11/2006 14:06)
Ny ahy ry zareo de ny lokon'ny sôvaly fotsin'i Napoleon no tsy mbola haiko h@ zao8)