RE:TOHANO AHO RAHA SITRAKAREO NY HEVITRO!

1. jampela ( 07/11/2006 15:05)
nisy namako nitaraina fa mba nanontany zavatra efa nitranga tato @ serasera izy dia teny anavona no novinalin'ny namana azy!dia izay no nanosika ahy mody tsy nahalala nanontany sy nanao soso-kevitra momba ny fihaonana izay efa nitranga teto @ serasera!
Hay novalianareo ampahatsorana aho!DIA NANDAINGA VE ZANY LE NAMAKO SA MISY RATSY TOETRA ATO @ serasera???
répondu par ravatorano le 08/11/2006 05:52
2. hery ( 07/11/2006 15:54)
Tsy voatery tsapaina izany fa tsapa.

Ny tiako lazaina dia hoe tsy voatery nametraka fanontaniana akory ianao raha te hahalala izany fa mijery ireo fanontaniana efa mipetraka. Dia ho hitanao hoe inona no voavaly sy ny tsy voavaly.

Misy 87427 ny isan'ny hafatra sy ny valiny tao anatin'ny roa volana... koa izay fotsiny dia mety hahafahana mijery azy.

Izao anefa: Namana tahaka anao ihany ny namana eto amin'ny serasera, samy manana ny manahirana azy, samy manana ny fiainany... ka izay tratra ihany no atao.

misaotra hatrany.
3. Fiffi ( 07/11/2006 17:19)
jampela: tsy azoko koh zany hoe anavona zany na hoe misy ratsy toetra @ namaliana azy! satria miankina @ fanontaniana napetrany hiany no hamalian'ny namana azy , de raha ohatra ve ka tsy mitandrify @ zay tiany de lazaina hoa anavona sy ratsy toetra ? heu...tsy aiko aloha fa de ireny hitanao ireny ny valin'ny fanontaniana rehetra napetrakao na de hoe nitsapatsapa fotsiny hiany aza enao ! ka asa raha hoe anavona na ratsy toetra ireny !
4. dailynews ( 07/11/2006 17:24)
jampela> teneno aky ilay namandry tsy hametraka ny hoe ny olona rehetra ratsy fanahy daholo. satria aky zao a, tsy afaka ny hanao boribory ny fomba fijeri ny olona rehetra ato isika fa tena samihafa be mihitsy anie aky ny tsirairay e. koa raha sendra nahita ny mety ho nasiaka angamba izy T@ izay fotoana iray izay dia hilazao hoe indray mandeha ve no manta vary dia handevintsotrobe..asaivo miverina eto izy aky a. olona karazana be dia be mihitsy no eto.:wink:
5. Fiffi ( 07/11/2006 19:42)
dailynews:
jampela> teneno aky ilay namandry tsy hametraka ny hoe ny olona rehetra ratsy fanahy daholo.
F'ita hoa ...


6. Flavien ( 07/11/2006 22:10)
7. ravatorano ( 08/11/2006 05:52)
finnn w ry fiffi
:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1612