Inona ary izany?
1. tenagasy
(
07/11/2006 10:48)
Antitra vao mahasavika!
Nanao ankamantatra izahay t@ 4è (taranja malagasy), de tsy nahita hambara aho t@ anjarako de namorona an'io. Fa na ilay mpampianatra aza niaiky hoe mety be!
Tsy haiko na efa nisy nanao izy ity talohan'ny nitenenako azy fa aho aloha mbola tsy nandre!

répondu par kala le 13/11/2006 08:58
2. kelly13
(
07/11/2006 14:15)
lol, inn klou no dikan'lé mahasavika? sa io teny io mihitsy no tena vontoanton'ilay ankamatatra? hihihi
4. Bariry
(
07/11/2006 14:33)
Oupss!
Le misavika aloha efa mba précis kely hoe antitra... Fa ilay savihana no tena lasa ankamantatra! Raha hita io dia ho hita ny valiny angamba!:?:

6. tenagasy
(
07/11/2006 15:51)
Mankamamy!
Any amin'iny faritr'i betsileo avaratra iny no misy ny fanatanjahan-tena atao hoe savika = tolon'omby.
Dia arak'izay ny misavika izany dia azo adika hoe: mitolona, miantsampy, mitaingina, misavily, mipetaka, miraikitra; arakaraky ny zava-misy eh!
Mahavalia ary!

7. Lejim
(
07/11/2006 16:27)
haiko ny valin'io fa ny anarany amin'ny teny malagasy ofisialy no tsy haiko.
Tsipolitra no anarany any aminay any! lol

9. tenagasy
(
07/11/2006 18:09)
Mankamamy!
BRAVO BRAVO lejim!
Nahamarina ianao! Mahazo PI / VIN!
Refa mbola kely na tanora ny tsipolitra dia tsy mipetaka, laoka matsiro ny raviny (anamadinika na anatraka) ampiarahana @ henakisoa ohatra, fa rehefa antitra sy maina izy ireny, vao miserana ianao dia rakotra ny felany maina zary mafy sy henjana ny akanjo. Manelingelina sy manindrotsindrona tsy ahazoana aina mihitsy rehefa feno azy.
Raha tsy diso aho dia misy fitenenana iray mahalaza an'io manao hoe: miraikidraiki-poana toy ny tsipolotra antitra!
Mirary soa!

13. Lejim
(
07/11/2006 19:26)
kiali:
fa aiza ny any aminareo fa mitovy ny aty aminay ko ny filaza azy
Any avaratry tamatave.
Bravo alou zah e! =D=D, Bravo zah, lol :-D
14. Imahaka
(
08/11/2006 08:23)
mahay lejim , marina izany fa misy fiteny marina hoe "mandray tsy raisina sahala amin'ny tsipolitra antitra"