indray andro

1. Imahaka ( 07/11/2006 07:56)
isa ny amontana :-w
répondu par enteme le 24/11/2006 18:58
2. scorpion ( 07/11/2006 09:30)
roa ny aviavy :?
3. pissoa ( 07/11/2006 10:38)
telo fangady :roll:
4. tenagasy ( 07/11/2006 10:59)
efa-drofia:-/
5. ari.malala ( 07/11/2006 14:12)
dimy emboka:o
6. kelly13 ( 07/11/2006 14:16)
enina ....
7. ralos ( 07/11/2006 14:20)
Dimy emboka8O
8. ari.malala ( 07/11/2006 14:21)
mangamanga ;-)
9. nolalaina ( 07/11/2006 14:31)
fito paraky!!
10. nolalaina ( 07/11/2006 14:32)
sa tsy io ny tohiny ?? :lol:
11. mandrindra ( 07/11/2006 14:32)
valo tanatanana 8)
12. Bariry ( 07/11/2006 14:35)
Sivy daina!:^)
13. maditra ( 07/11/2006 15:18)
folo ny loha :-D
14. Imahaka ( 07/11/2006 15:32)
folo fanorenana :D

maditra loha lety an:-D

15. mandrindra ( 07/11/2006 15:41)
iraika ambin'ny folo no isan'ny mpanao baolin'ny ekipa kitra iray
16. pissoa ( 07/11/2006 15:43)
roa ambin'ny folo ny Apostoly :-D:-D:-D
17. tenagasy ( 07/11/2006 15:53)
telo ambin'ny folo isan'ny ratsy:twisted:
18. nikopol ( 07/11/2006 15:55)
Efatra ambin'ny folo tonga de poinsa :lol:
19. mandrindra ( 07/11/2006 15:56)
dimby ambin'ny folo mpanao riiiigby
20. tenagasy ( 07/11/2006 15:56)
dimy ambin'ny folo ny mpanao ringi-b...b... by!:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0782