indray andro

21. mandrindra ( 07/11/2006 16:04)
nidofotra kle
22. kelly13 ( 07/11/2006 17:01)
eninambifolo ....
23. dadasy ( 07/11/2006 18:25)
eninambinifolo valiva (16 valves):oops:
24. enteme ( 08/11/2006 05:24)
fito ambin'ny folon'ny volana novembre mbola ho avy
25. pissoa ( 08/11/2006 06:18)
18 ny tobin'adala :roll:
26. ari.malala ( 08/11/2006 06:44)
:-D:-D tsy mahita tenenina tsony de mi :-D:-D:-D sisa
27. Imahaka ( 08/11/2006 08:21)
siviambin'ny folo, isa ho an'ireo mpaka 19(diznéfo)
28. aigredoux ( 08/11/2006 09:06)
Roapolo ve tsy sanfran:?:
29. pissoa ( 08/11/2006 09:21)
hihihi - saika tsy azoko le sanfran !

milay be iny =))=))=))
30. tenagasy ( 08/11/2006 09:56)
Sari!
Ran'i Jesoa!
Ilay isa takarina sarotra alaina tany antsekoly!
31. Imahaka ( 08/11/2006 10:16)
iray amby roapolo toa R21:?:
32. pissoa ( 08/11/2006 10:19)
roa amby roampolo ny ganagana mody :roll:
33. aigredoux ( 08/11/2006 11:00)
23= Tain'omby roapolo 8):P
34. Imahaka ( 08/11/2006 15:18)
8) 24 aigrefort :P
35. bilakarenjy ( 08/11/2006 15:38)
vaints ary aleo atao hoe : fanoto e!
36. tenagasy ( 08/11/2006 18:49)
26 juin! harendrinô ô ô!
37. Imahaka ( 08/11/2006 19:05)
27 euhhh diamondra27 :P , namana mpiserasera
38. tenagasy ( 08/11/2006 19:10)
NON: 27 de boka! Tsy i Diamondra akory an :oops:
39. bilakarenjy ( 08/11/2006 19:44)
28 izany dia loana
40. pissoa ( 09/11/2006 06:04)
29 ... eeeuuuh, mars 1947 :roll::-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.07