momba an'i Tahiry ( Dondolah sy Tahiry)

1. nenipita ( 06/11/2006 13:47)
hono ho ah, iza no mahalala , efa manambady ve i Tahiry le mpihira @ Dondolah sy Tahiry iny? Zahay sy ny rahavaviko mantsy naheno hoe efa nandeh t@ tele hono ny mariaziny , marina ve zany?
répondu par loulou121181 le 26/12/2006 13:07
2. zakony ( 06/11/2006 14:15)
eny, efa manambady tokotrany izy
3. ninih ( 06/11/2006 15:05)
ie efa nanambady izy de dj izay no vadiny.
4. fiaritiana ( 06/11/2006 15:50)
ié efa henoko nanambady izy raha tsy diso zà dé t@ 30 Juillet 2005!!
5. degree ( 06/11/2006 16:12)
mba lazao ary ny anaran'ny vadiny ?
6. tsingy ( 06/11/2006 17:53)

ie efa manambady izy fantatrao v lay mpanao cabaret malaza i willy sy Nanja ray amireo fa tsy tadidiko na i Willy na i Nanja toa i Nanja izy zay ka...
7. sanana ( 06/11/2006 18:44)
nanja:-D:-D
8. loula ( 07/11/2006 07:39)
Ie efa manambady i Tahiry ary Nanja no vadiny. Nandeha t@ télé ny mariaziny.
9. Imahaka ( 07/11/2006 07:54)
faha-3
10. belaza ( 07/11/2006 08:39)
fa i dondolah hono mbola tsy manambady ko
11. djkix ( 07/11/2006 08:51)
Nanambady talohan'ny Tahiry i Ndondolah ,4 na 6 volana teo ho eo ny elanelan_dry zareo.Manana sary vitsivitsy t@ mariazy i Tahiry za ho an-zay liana
12. Kadoda ( 07/11/2006 14:35)
Mba alefaso ho jerena e
13. Fiffi ( 07/11/2006 14:42)
f'ita hoa eh !:)
14. vale ( 07/11/2006 14:44)
Mpifaninona kay izy ireny? mpianadahy ve sa mpi-cousin:wink:
15. mandrindra ( 07/11/2006 15:02)
vale, tsy mety angaha raha mpinamana fotsiny:wink:
16. ninih ( 07/11/2006 15:45)
toa mifampi-cousin kosa e!
17. Kadoda ( 08/11/2006 14:40)
Aiza le sary ny djkix a. Toa nanjavona ary enao nefa zay liana
18. ninih ( 08/11/2006 15:15)
ôôô!! toa tsy mba naseho marina le sary aloha e!
19. vale ( 11/11/2006 16:45)
mandrindra: :-D:-D:-D, mety koooo, tena tsy tao an-tsaiko iny:D:wink:

ninih: hay ve aky! sotra e!:wink:
20. loulou121181 ( 26/12/2006 13:06)
O ry reto a, ito ny site web n'i Ndondolah sy Tahiry izay liana momba an'i tarika! dia mankafiza e! vao aingana io site io fa mbola eo andalam-panovana hatrany izahay ao anatin'ny groupe !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0529