momba an'i Tahiry ( Dondolah sy Tahiry)
1. nenipita
(
06/11/2006 13:47)
hono ho ah, iza no mahalala , efa manambady ve i Tahiry le mpihira @ Dondolah sy Tahiry iny? Zahay sy ny rahavaviko mantsy naheno hoe efa nandeh t@ tele hono ny mariaziny , marina ve zany?
novalian'i loulou121181 ny 26/12/2006 13:07
4. fiaritiana
(
06/11/2006 15:50)
ié efa henoko nanambady izy raha tsy diso zà dé t@ 30 Juillet 2005!!
6. tsingy
(
06/11/2006 17:53)
ie efa manambady izy fantatrao v lay mpanao cabaret malaza i willy sy Nanja ray amireo fa tsy tadidiko na i Willy na i Nanja toa i Nanja izy zay ka...
8. loula
(
07/11/2006 07:39)
Ie efa manambady i Tahiry ary Nanja no vadiny. Nandeha t@ télé ny mariaziny.
11. djkix
(
07/11/2006 08:51)
Nanambady talohan'ny Tahiry i Ndondolah ,4 na 6 volana teo ho eo ny elanelan_dry zareo.Manana sary vitsivitsy t@ mariazy i Tahiry za ho an-zay liana
19. vale
(
11/11/2006 16:45)
mandrindra: :-D:-D:-D, mety koooo, tena tsy tao an-tsaiko iny:D:wink:
ninih: hay ve aky! sotra e!:wink:
ninih: hay ve aky! sotra e!:wink:
20. loulou121181
(
26/12/2006 13:06)
O ry reto a, ito ny site web n'i Ndondolah sy Tahiry izay liana momba an'i tarika! dia mankafiza e! vao aingana io site io fa mbola eo andalam-panovana hatrany izahay ao anatin'ny groupe !
