fitiavana-tenav?
1. xxx
(
05/11/2006 19:22)
misy v karazana lhl miandry tambatambazana foana fa tsy mba mahay manambitamby? ohatra rehefa misy ady na tsy fitovizan-kevitra d tsy mba manaiky diso na efa diso aza, fa miandry anilay vhv foana hanambitamby! na koa milaza ilay lhl we tia b anilay vhv nefa na ho 1 volana aza no tsy miantso na tsy manadalo ilay vhv d, d tsy hita koa lery. fanontaniana farany , raha misaraka @zany kosa ilay vhv v d ho diso?
misaotra betsaka !
misaotra betsaka !
répondu par xxx le 09/11/2006 17:29
2. cabot
(
05/11/2006 19:36)
saraho mihintsy fa miseho milay ary ny olna ohatra izany dia tsy dia makaiza ary tsy lasa lavitra
3. vivi
(
05/11/2006 19:48)
atao inona koa zany lhl zany ! tonga d omeo ny hafatra fa toa miseho azy henjana ,na koa tsy miteny we hisaraka ianao fa tonga d miaraka @olonkfa d @zay izy tonga saina we tsy hotrizany fitondrana vhv!
4. Zina
(
05/11/2006 20:29)
bandy manana complexe de superiorite be izany no sady ratsy fanahy...Tena fitiavan-teny ny azy elaho any fa tsy ita izay maha lehilahy azy.
5. Fiffi
(
06/11/2006 05:40)
tsy hitako zay antony mbola hiharahako @ zany bandy zany an! raha zah aloha no eo @ toeran'i xxx de efa ela zah no iny aho no lasa fa ny hiverenako no tsy hisy an!
6. diamondra27
(
06/11/2006 10:33)
mba ampio kosa izy hiala @ le toetrany fa aza ialàna izany e!
Nareo kosa akia masiaka be daholo an!
Tsy moramora, je sais fa ifanampiana ange le fiainana e!Raha tianao ilay olona dia mandefitra dia avy eo miresaka tsara hoe: chéri a! za akia tsy mahatanty ny ataonao fa tokony mba manome tambitamby ianao fa tsy izaho foana no manome.
Asa aloha e!
Izany no atao hoa: mikolokolo fa tsy tonga dia hoe: izay zany dia samy vita dia hitady hafa , de rehefa avy eo koa mbola hahita bandy hafa indray dia hoe: 'zao ndray le bandy oh: hoe kahihitra be, na hoe, tsy mijanona antrano, mahita tenenina foana isika vhv
Voilà , bon courage e!:-P

7. andry08
(
06/11/2006 11:28)
Ka ianao bandy ve dia hiandry tambitamby lava eo! Andraso eo i paoly!Ny an'ny vehivavy anie dia manambitamby fa aza dia miandry an'io foana fa mba betsaka koa ny hataonay vehivavy ao an-tokan-trano ao ka tsy manana fotoana firy hanambatambazana, izaho manokana aloha dia tsy hanambitamby e!
8. xxx
(
06/11/2006 12:25)
Anjaran'ny lehilahy anie matetika no manambitamby e!
Tsy isan'andro io fa sady tsy voatery .
Tsy isan'andro io fa sady tsy voatery .
9. cutie
(
06/11/2006 15:09)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 06-11-2006 13:25:55
Lohateny : Re : fitiavana-tenav?
Anjaran'ny lehilahy anie matetika no manambitamby e!
Tsy isan'andro io fa sady tsy voatery .
marina zany :lol::lol::lol::lol:
10. mandrindra
(
06/11/2006 15:41)
xxx, fa maninona no lazaina hoe matetika, nefa dia asiana indray hoe tsy isan'andro no sady tsy voatery??? fa inona ihany no tadiavinareo e????
izaho aloha ilay hoe manambitamby tsy haiko loatra. fa ny miaiky hoe nisy tsy nety dia eny. ary tsy mandeha ila io ka hoe tokony ho ny lahy foana no anao izany, na tokony ho ny vavy foana no hanao ny dingana voalohany.

11. Fiffi
(
06/11/2006 17:35)
diamondra27:heu....raha zah aloha de tsy hataoko hoe masiaka fa zay no mba nolazaiko an'i xxx satria mampalahelo ahy ny zavatra mahazo azy !
Nareo kosa akia masiaka be daholo an!
12. vivi
(
06/11/2006 19:24)
mpitsiho tsotra izao e!fa raha olona tsy vonona ny hiezaka ny hiova kosa v no haitsy d ee! , alina ny andro!
13. xxx
(
07/11/2006 13:44)
raha mbola samy pisipa aloha dia aza manantena tambitamby sy safosafo izany aloha ,indraindray io misy indraindray tsy misy na inona antony na inona antony ,tadidio fotsiny hoe tsy mbola miray trano ianareo ,tsy mbola samy mizara andraikitra ,tsy misy adidy atao ,ny reviny tsy revinao ary ny revinao tsy reviny koa fa mbola samy maka ho azy ianareo ary samy mbola any @ ray aman-dreninareo avy dia samia aloha mirevy milamina .reveo manja na dia tsy manja aza e!.mahareta fa hanana ny soa e! .ny tsy ampoizinao afaka fotoana fohy jerena ((l):*=((=((:-*:*:-*:*).JB007
xxxlezika
xxxlezika
14. Zina
(
07/11/2006 18:49)
raha mbola samy pisipa aloha dia aza manantena tambitamby sy safosafo izany aloha
o ry xxx tsy eo ve no tena betsaka my tambitamby sy safosafo?
15. sasa
(
08/11/2006 04:47)
tokony ho reciproque io tambitamby io fa tsy hoe ny sipa foana na ny bandy foana no tokony hanao an'azy, matoa izay tsy manambitamby mintsy le bandy d misy zavatra tsy milamina ao izay, fa ezaho aloha ny mamantatra anzay d aza mitahiry irery ny zavatra tsy tianao fa teneno an'azy hoe mila tambitamby ianao, fa na tsy hanao tout de suite aza izy d mino aho fa hanao amin'ny andro manaraka.
16. diamondra27
(
08/11/2006 11:13)
de raha miteny le bandy hoe: tsy mahay zany safosafo sy manamitamby zany de ahoana?
Mety mi-existe nge zany e
Mety mi-existe nge zany e
17. xxx
(
08/11/2006 14:49)
Zina>ao anatin'ny fanaovana sipa anie ka betsaka ny mitady e!,dia tsy araka intsony ny omena sy tsy omena .araho @ onjany eny .
Ny tena manirikiry sy manorisory ary mahatezitra @ ity tambitamby sy safosafo ity anie dia rehefa tena manambitamby ilay tovolahy dia na manao vava mahatezitra ,na miavona ,na mampifilafila ,na tena tsy miraharaha tsotra izao ilay vehivavy .
Ekeko hoe mifamolaka fa raha za aloha tsy ho voafolaka @ izany e!,reveo manja fotsiny dia mandeha io .
Dia raha tsy mahazo tambitamby sy safosafo izany nareo sipa ireo dia tsy hirevy ilay bandy mihitsy .

19. malalatinasoa
(
08/11/2006 15:55)
Zay diso no tokony ahatsapa tena dia manambitamby.
Rehefa tsy mety tonga saina na tenenina aza dia ipitsiho fa tsy ho tata-bava eo. Ny sipa fona ve no andeha anambitamby... tssssss
Rehefa tsy mety tonga saina na tenenina aza dia ipitsiho fa tsy ho tata-bava eo. Ny sipa fona ve no andeha anambitamby... tssssss
20. Fiffi
(
08/11/2006 16:41)
zany tambitamby sy safosafo zany ve de tsy ho hain'ny bandry klé ! fa ny inona fotsiny hiany zany no mba hainy ? .......