fitiavana-tenav?

21. diamondra27 ( 08/11/2006 17:20)
malalatinasoa: za indray tsy miandry diso zany vao manambitamby fa ny ahy rehefa amoureuse za dia lasa ho azy le tambitambiko. Dia rehefa tsy mamaly ilay olona dia farany tonga saina aho dia hanintaniako izy ny antony tsy hanaovany izany amiko. Raha mbola tsy manao izy dia tsy omeko intsony ny ahy.

Fiffi: mandray fotsiny ny hainy.
Fa misy olona tsy afala manome fitiavana ange ry fiffi rehefa tsy nomena izy t@ fiainany e! Ca existe 'zany oa

le olona voadaroka sy tsy nahazo tambitamby t@ mbola kely sy ados ireny de marquer à vie le izy mila sitranina

etc...
22. Zina ( 08/11/2006 17:45)
Zina>ao anatin'ny fanaovana sipa anie ka betsaka ny mitady e!,dia tsy araka intsony ny omena sy tsy omena .araho @ onjany eny .

tssssssss fa angaha tsy sipa iray ihany no iharahinao???? zany kosa dia tena efa exagerer kle..
23. xxx ( 08/11/2006 18:25)
Zina>f'angaha olana be ilay hoe :tsy iray no iharahana 8O8O8O.Aminay zatra ny tany miady itony dia tsy hita matetika ety ambonin'ny tany izahay fa any ...... any foana mandritra ny volana maromaro dia mazava loatra raha tsy mahita tambitamby sy safosafo izay tsy dia miasa aminay loatra .
Dia rehefa tafakatra an-tanety izahay dia manararaotra ny tsiron'ny tany e!:-wo^oo^o=D=D:-*:-*:*:*,hampirevena daholo izay azo hampirevena ary atao daholo izay azo atao fa fotoana fohy no mba azo anaovana izany dia miverina any ...... indray miaraka amin'ny basy sy ny fanamina ary ny baiko sy ny fanompoana .
Koa raha mila tambitamby sy safosafo ianao dia miakatra an-tanety roa andro fotsiny za ny faran'ny taona ity ,dia sady :-*:-*hampireveko 100% ianao no homeko :roll::roll:fahatsiarovana koa ,ka ahoana raikitra sa tsy raikitra:-w:-w:-w:-w .
Io ihany za ny miakatra an-tanety fa ny ankoatran'izay dia afaka enim-bolana any raha kely indrindra :-@:-@:-w:-w.

xxxlezika
24. kelly13 ( 08/11/2006 19:06)
xxxlezika zany v tsy legionnaire?
25. Imahaka ( 08/11/2006 19:17)
xxxlezika> mitady ho fetsy an :-D:-D
26. xxx ( 08/11/2006 20:40)
Imahaka>tena diso hevitra be ianao ,tsy fetsy izany ny aty ,rehefa mitady izy dia omena sy tolorana @ fo madio @ izay hendry tsara .Somary nijery hafatra farany alohan'ny hivoahana o^oo^oo^o .
Zina>bonne nuit dia manofisa masaka be :-*:-*!
Kelly13>mety izay filazanao azy fa io no tena mahafoaka azy @ ankapobeany ,fa maro ny karazany ao anatiny .

xxxlezika
27. xxx ( 09/11/2006 17:29)
aiza ianao ry Zina a!,ngaha henjana be ilay fepetra napetrako sy noraisiko .
Fantaro ary ry tovovavy fa rehefa hanao zavatra ny tovolahy dia mahavita tsara mihitsy fa araho @ reviny izy hoatran'ny hanarahinay ny revinareo .
Revenay foana izay ataonareo na dia misy tsy manja aza fa mba reveo kosa ny ataonay na dia tsy manja @nareo aza .
Fitia mifamaly io ka tsy misy tombo sy ala .
Ny revy vita miaraka no tanjona fa tsy ny an'ny iray fotsiny .Rehefa sambatra ny andaniny dia mba sambatra koa ny ankilany .
Dia lasa miombona be tsy mifankafoy avy eo sa ahoana ry Zina a!
Fotoana fohy sisa no hijanonako eto an-tanety dia dila indray fa dia mandram-pihaona vetivety e!.Dia samia tratry ny taona sy manaova krismasy sambatra daholo raha tsy tafiditra eto alohan'ny faran-taona ny tenanay .
Mazotoa daholo e!


xxxlezika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2511