sary
1. Aino
(
04/11/2006 19:48)
mba mety hoa ve razoky Hery raha toaka ny sary ny tsirairay, possible ve raha toaka mba hovaina hoe tsy azo alaina ilay sary na koa tsy azo atao copie raha tsy mahazo lalana avy any @tompony!!
ny ahy izaho hoatra tiako faona ny mametraka sary nefa misy ilay olona maka tsy miera.
iny tsy de mampaninona ahy fa tokony mba hiera ilay olona aloha izay vao maka.
ny ahy izaho hoatra tiako faona ny mametraka sary nefa misy ilay olona maka tsy miera.
iny tsy de mampaninona ahy fa tokony mba hiera ilay olona aloha izay vao maka.
répondu par fanaina le 12/11/2006 12:45
5. diamondra27
(
05/11/2006 00:01)
Aino:raha toaka ny sary ny tsirairay
possible ve raha toaka mba hovaina hoe tsy azo alaina ....
ô ry Aino a! fa maninona ato ny toaka aloha e!
sa hoe: raha toa ka :oops::oops:
:lol:
aleo refa vota ny fangalàna sary vô asiana fisotroana toaka e!
:-*:-*

7. Flavien
(
05/11/2006 02:16)
ô ridiamondra refa votabia ve vao asiana fisotroana toaka sa refa vita?
8. diamondra27
(
05/11/2006 10:18)
Flavien::lol:
ô ry flavien a! rehefa vita vao misotro toaka traha toa ka izay no tianao.:wink:
:-*
ô ry flavien a! rehefa vita vao misotro toaka traha toa ka izay no tianao.:wink:
:-*
9. fanaina
(
05/11/2006 10:30)
sa hoe: raha toa ka
izay mihintsy fa tsy hoe toaka
aleo refa vota ny fangalàna sary
hihihi tratra koa njy:-D
11. kiali
(
05/11/2006 11:51)
resaka sary sa votabia sa toaka no lazaina ato fa tsy arako tsony:-D:-D:-D
20. dailynews
(
06/11/2006 14:44)
fa ahoana aky ry aino no hahafantarana fa misy maka ny sarindry?
salut flavien, misaotra mandray andray anjara eto e. :D
salut flavien, misaotra mandray andray anjara eto e. :D