fitiavan'antitra
1. bonaventure
(
04/11/2006 15:32)
Asa ry akama isany fatoa ohatra tsy mirevy sipakely intsony isika ttanora fa toa miaraka @ ramama efa mananika ny faha 45 taona eny na dia bandy kely mbola 20taona aza,fa dia inona loatra ny antony sa mandrebireby ny sipa @ izao fotoana izao sa ry ramama no te hahazo tanora tsy haiko aloha e:lol::twisted:hoatra ny horreur e nefa ny fitiavana tsy mifidy taona ok
répondu par coline42 le 06/03/2007 17:23
3. kelly13
(
04/11/2006 16:05)
bonaventure:
Asa ry akama isany fatoa ohatra tsy mirevy sipakely intsony isika ttanora fa toa miaraka @ ramama efa mananika ny faha 45 taona eny na dia bandy kely mbola 20taona aza,fa dia inona loatra ny antony sa mandrebireby ny sipa @ izao fotoana izao sa ry ramama no te hahazo tanora tsy haiko aloha e:lol::twisted:hoatra ny horreur e nefa ny fitiavana tsy mifidy taona ok
tafiditra @ ilay cas anga ianao? tsy hitako ange ze maharatsy an'izany e! serieux e!
4. ainaheri
(
04/11/2006 16:53)
Izy alou safidy tsi11 io satria ianao no iaraka hifampidoladola @iny eny andalana ka matoa niarahanao izy d ekenao ko zay ny condition reetra,fa za mahalala bandy manao an'zany ko fa io samy manana ny reviny,kanefa kosa tena aharitra marina v ilay fitiavana sa d miredareda amboalohany fotsiny,d refa avy eo vao we "ndana mandé any le antidoza ity" aoka fotsiny ary aza mahavoa ny ovy ny angady
6. andry08
(
04/11/2006 17:49)
Amiko aloha dia tsy antitra ilay 45 taona fa safidy koa anie ny an'ny olona e! Raha "assumer"-ny tsara ny safidiny dia izay e!
7. Mmamisoa
(
05/11/2006 00:03)
F'ita oà ry dailynews sy andry08 :lol:
Eo dé misy manakivy be anay eo oé "kely sisa zany zay dé ho antitra" :? antidoza :-D
Eo dé misy manakivy be anay eo oé "kely sisa zany zay dé ho antitra" :? antidoza :-D
9. vale
(
05/11/2006 13:47)
bonaventure::-D:-D:-D:-D:^), ka ny sipakely ange hono mitady fiara milay, nefa reny efa lehibe ireny tsy mba manao an'izany , ary rehefa tia dia mifanome fa tsy miandry ilay lhl ftsn lava izao, de izay angamba? ,hihihhi:wink:
10. fasaly
(
05/11/2006 18:44)
vale: fa eto ve lay lehibe na lay antsoin'i bonavanture hoe antintra no manana fiara milay:wink::-D:-D
11. tslem
(
05/11/2006 19:03)
bonaventure a! efa nihinana pibasy ve enao ? dia iza no mamy kokoa ,ilay vô notazana sa ilay efa latsaka elaela t@ tany maimaina iny?:arrow::arrow::arrow::* mummy doux
12. dailynews
(
05/11/2006 22:13)
dailynews:
fa iza no niteny fa antitra ny 45??? araka ny fitaizany tenany io.
ilay elanelana be loatra aloha mety ho manahirana e. fa ilay miteny hoe antitra ny 45 averiko ihany mbola tsy izay angamba ny voambolana hilazana azy.
13. nolalaina
(
06/11/2006 09:15)
tslem:
bonaventure a! efa nihinana pibasy ve enao ? dia iza no mamy kokoa ,ilay vô notazana sa ilay efa latsaka elaela t@ tany maimaina iny?:arrow::arrow::arrow::* mummy doux
mmmmmmmmmm!! :miam: :miam: :miam:
:-D
14. mamaibe
(
06/11/2006 11:41)
Io ry zalahy ohatra @ zavatra rehetra io a. Andramo fa tsara. Za aloha de ze itako mety amiko daholo, hafa iany le efa manana traikefa, sady voakarakara ialahy no mahazo le zavatra. Sady izao le zavatra anie tsy hoe refa 45 ans izy de ratsy be e. Misy tena tsara fika noho le 19-25 ans reny aza. Mazotoa homana e.
18. degree
(
06/11/2006 19:38)
mamaibe:

Mitovy ihany io na antitra na tanora fankamamiana ny fitiavana angamba no samy hafa .......!ny vhv tanora matetika miangoty fa i mamabe na i dadabe kosa dia manamboatra an'ila cheri keliny ,marina io !
19. degree
(
06/11/2006 19:44)
mamaibe:
Io ry zalahy ohatra @ zavatra rehetra io a. Andramo fa tsara. Za aloha de ze itako mety amiko daholo, hafa iany le efa manana traikefa, sady voakarakara ialahy no mahazo le zavatra. Sady izao le zavatra anie tsy hoe refa 45 ans izy de ratsy be e. Misy tena tsara fika noho le 19-25 ans reny aza. Mazotoa homana e.
mitovy daholo io na antitra na tanora fa ny fankamamiana ny fitiavana angamba no samy hafa fa ny vhv tanora ny azy miangotingoty no fombany ny lhl tanora miseho bogany fa i ddb na bb kosa manamboatra ilay fika keliny e! marina io an!
20. rapala
(
08/11/2006 14:33)
degree::-*
ny lhl tanora ange matik'ilay bika hivelany fotsiny e
ny vhv tanora indray tsy mbola manana experince @ tena fiainana d izay takatriny sainy ihany no tadiaviny:)
ny lhl tanora ange matik'ilay bika hivelany fotsiny e
ny vhv tanora indray tsy mbola manana experince @ tena fiainana d izay takatriny sainy ihany no tadiaviny:)