fitiavan'antitra

21. tovolahy007 ( 09/11/2006 03:40)
Aiza ary izy zany le?Reny le demie Ramama reny no tena milay e.Jreo fotsiny zao ohatra hoe ny bikany Bodo pihira zao,ao tsara e.
Zany ka MILF e
22. fasaly ( 09/11/2006 06:55)
:°):°):°):°) aleoko kosa ny bikann'poopy e!:wink:
23. belaza ( 09/11/2006 09:57)
aleo ny ani nanie..(bikany io an)
24. fasaly ( 09/11/2006 14:07)
belaza: i nannie kosa zao lasa vondraka beuh! aleoko njay zany i mima mba tsara forme:wink:
25. Simpona ( 09/11/2006 15:42)
aleoko kosa ny bikann'poopy e!

Tsy aleo ve tahiry e, sady tratrany no vodiny, sady hainy mihitsy ny manetsika an'iny, draydraydrya ...:°):°):°)
Ireny zokiny reny kosa mana expérience tsara sady tia mirevy, tsy dia antitra loatra nefa an mba misy bikany ihany. :wink::wink:
26. degree ( 10/11/2006 10:45)
fa tena maha giravy ireny dia ilay heritreritra "toy tanora manambady antitra,avela anjaran'ny tena fa tolonina sahala ny renibe"ka iza aminareo ary no sahy milaza fa mety hiaraka @ dRAFILOMEN raha ampanaovina bodie sy minie zipo ka miaraka eny an-tsena ?????????ahhhhhhhhhh (manja kosa angamba )=))=))=))=))
27. bibiango ( 05/03/2007 13:10)
Aza mitsara ivelany fa misy ange na dia 45 ans aza izy, mbola niandry ze anjarany fa tsy nanambady(virja), tena mbola dôrizaka ny tanae e!okay
28. coline42 ( 06/03/2007 17:23)
ny ahy tsotra e! garnadrelina antitra, mikentrona vao miha-mamy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2273