fanirina

1. xxx ( 03/11/2006 23:23)
ianareo vehivavy ve de mba maniry sy tia lehilahy iray na eo @ bikany na eo @ fihetsiny ka te hiaraka aminy ianareo? Mba azonareo lazaina eto ve ny antony ?
répondu par MTN le 05/11/2006 20:46
2. degree ( 03/11/2006 23:32)
Na ny saka mahita kitoza aza milelamolotra koa !
3. enteme ( 04/11/2006 09:06)
ko refa mafinaritr'zay izy ve moa tsy mba ho : :wink::°)
:-$:-$:-$:-$
4. kelly13 ( 04/11/2006 12:51)
za tsy maazo resaka :?:
5. degree ( 04/11/2006 18:33)
kelly13:

za tsy maazo resaka :?:


Izao ary e : izahay lehilahy raha mahita sipa mandalo ka tianay dia toa irony mahita laoka mafilotra irony ka azo sary daholo ny momba momba ilay sipa eny fa na dia any @ izay tsy takatriny saina aza.Moa ve mba tahaka io koa ianareo vehivavy ?
(IALAKO TSINY )
6. unjila ( 04/11/2006 22:54)
mmmmmmmmmh mtovy ka ! otr@ zany ko nenay ,fa saingy tsy mahavita manao premier pas fotsiny tsy itovizantsika
7. Zina ( 05/11/2006 04:01)
unjila a oy indry ny vavy zao no lasa manao premier pas ko hihihihi
8. MTN ( 05/11/2006 20:46)
Zina> eka ozy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0901