resaka trano

1. xxx ( 03/11/2006 10:59)
:P o ry zala e,mba té hanana trano kely eny mahitsy aho hevitra iray lehibé mety mavita vé ra vola cinq million ,sao diran-doja na fitahin'olona,tsara è
répondu par ratonga le 01/12/2006 23:03
2. diamondra27 ( 03/11/2006 13:16)
million fmg v zany sa ariary aloha e
3. Fiffi ( 03/11/2006 13:21)
diamondra: fa inona no maha-samy hafa azy ?
4. tslem ( 03/11/2006 13:35)
Fiffi:

diamondra: fa inona no maha-samy hafa azy ?


ampitomboina dimy izy raha fmg,ary sao dé euro kosa ary aloh e,ampitomboina bdb ndray mantsy ra zay:{ :{
5. Fiffi ( 03/11/2006 16:39)
tsy azoko klé ! raha 1000FMG zany de hampitombohina 5 de lasa 5000 inona ?
6. booboo ( 03/11/2006 16:46)
raha 1000fmg zaraina 5 dia manome ariary.
raha 1000ar ampitomboina 5 dia manome fmg.
7. Fiffi ( 03/11/2006 17:02)
fa maninona no zaraina na hampitombohina 5 ? fa tsy ohatra hoe 2 na 10 na ....:roll:
8. xxx ( 03/11/2006 17:05)

:P o ry zala e,mba té hanana trano kely eny mahitsy aho hevitra iray lehibé mety mavita vé ra vola cinq million ,sao diran-doja na fitahin'olona,tsara è
[/quote]

:xtsy manana afatsy cinq million fmg ao ry zareo a,io no mba voahangoko ka asa?
9. Fiffi ( 03/11/2006 17:27)
ndryyy ! efa tena tsara kosa ange rehefa nahangona an! fa de enganie ka ahita zay tadiavinao enao an!
10. tslem ( 03/11/2006 19:09)
ny an 'i xxx aza efa misy 5M° fa néna tsy misy na dé 5centimes aza :cry: :cry: :cry: :cry: :cry::snif: :snif: :snif:
11. Fiffi ( 03/11/2006 20:47)
marina zany !
12. belaza ( 04/11/2006 08:10)
tena tsy mahavita trano izany 5M fmg zany e indrindra ao aminy ville, trano fisainana ngà ka ekeko!!!
13. Fiffi ( 09/11/2006 18:20)
inona ity trano fisainana ?:roll:
14. belaza ( 10/11/2006 09:01)
wc!!:@
15. rakotoline ( 18/11/2006 18:41)
belaza:

wc!!:@
o ry zareo a,aiza kosa dia mety efa mba niafy io olona io fa mety mavita trano fanitso kosa izy ndindra lazainy any ambanivohitra Mahitsy ra en ville aloa tsy mavita e,sa aoana hoy nareo:!::


16. belaza ( 18/11/2006 19:23)
atsangano ary e!!
17. xxx ( 26/11/2006 16:56)
belaza:

wc!!:@
mba nandalo teto aho fa ianareo kosa aza dia manambany olona toy izany e,tokony ampaerezana ny olona ,ny sasany aza tsy misy na i aza,mba jereo ny sinoa sy ny karana fa mifanampy fa isika kosa aoka mba hisy nyfitsinjovana ny madinika sy valala etc:evil:


18. Fiffi ( 26/11/2006 18:18)
zany ny adalan'i belaza !
19. melody ( 27/11/2006 16:27)
xxx: tsy mahavita trano mihintsy ny 5million, na io vola io aza tsy mahazo tany akory (en general). Efa miakatra daholo ny vidin-javatra ao dago fa mila manontany havana na namana eny Mahitsy enao fa mbola ho mety mora marina eny, hararaoty so dia tara e! Dia mazotoa f'aza morakivy na mora tezitra satria ny ankizy eto ange tia vazy2 e!:)
20. ratonga ( 27/11/2006 22:48)
melody: ka mety efa manana tany kosa angé i xxx dé ny trano zany no tiany ahorina @ 5M° fmg.
atomboy tsikelikely, tsy mety mahavidy vato atao fofotra vé zany:?:, ny briky sy ny tafo tanimanga amboarina sur place, fa tena to mbola ezaka bé alou é!! mazato ra-x:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3884